politika lah 98 0al ak misy 14 nov br 2 2 27 n … · 2019. 11. 14. · fitondrana rajoelina tsy...

1
Fitondrana Rajoelina Tsy mbola hita nanome môdely tsara alain’ny vahoaka tahaka 2 Lah 980 Alakamisy 14 novambra 2019 Politika Ny Valosoa sy fakafaka www.gvalosoa.com D o kam - ba r o tr a Tel. 034 79 076 00 27 NovAMbrA Tsy iadian-kevitra intsony fa i rina no ho ben’ny tanàna Tsy mbola nahitana môdely tsara alain’ny vahoaka tahaka ny fitondrana Rajoelina hatreto. Tsy ny fa- naovan-javatra sy fizaran-javatra etsy sy eroa akory izany, fa eo amin’ny lafiny fanehoana fahendrena sy fanajana ny soatoavina maha Malagasy tokoa ao anaty fitantanam-pirenena. Fiteny hatry ny ela ny amin’ny hoe ny mpitondra ambony aloha no ma- nome môdely voalohany ho fitaratra dia izay no miampita raisin’ny vahoaka. Ny fitondran-tena ihany koa anisan’ny voalohany mila aseho amin’izany. Raha mbola ny toe-tsaina teo aloha na tamin’ny ni- kendrena nandrombaka fitondrana teto tamin’ny taona 2009 no mbola entina ankehitriny dia môdely ratsy izany. Tsikaritra anefa fa mbola misy hatrany ireo sokajin’olona mitana ny toe-tsaina tamin’izany fotoana izany miara-dia ao anaty fitondrana ao amin’izao fotoana izao. Lesona ratsy sy fomba ratsy anefa no naseho sy noezahina nalentika tao an- tsaim-bahoaka. Anisan’izany ny fanabatiana olon- dehibe tokony hohajaina, ny tsy firaharahiana ny mpianatra tany an-tsekoly fa narefodrefotra teny akaikin’ireny toerana ireny ny grenady lakrimôzena nanenjehana ireo mpanohitra ny fitondrana, ny fa- nilihana sy fanaratsiana ireo tsy mitovy hevitra sy fomba fijery politika, ny famoronana dosie ho an’izay olona noenjehina, ny fanaovana kolikoly sy akama- kama teo amin’ny fitondrana, ny fanaovana tantely afa-drakotra ny harem-pirenena, afangaro politika mandrakariva ny zavatra rehetra atao eo amin’ny vahoaka, sy ny sisa maro tsy ho voatanisa. Tsy misy afaka mandà fa mbola hita ho mitohy izany fomba izany aty amin’izao fitondrana izao. Ny anisan’ny an- drasan’ny vahoaka dia ny fanehoana ny fahaiza-mi- tondra firenena amim-pahendrena lalina tena mifa- naraka amin’ny soatoavina maha Malagasy tokoa, fa tsy haingon-dison’ny avy any ivelany tsy mifana- raka velively amin’ny zava-misy eto no tadiavina apetraka amboletra. Raha nety izany dia efa tany amin’ny repoblika faharoa no efa nisy fiovana be dia be teto Madagasikara fa tsy nikorosy fahana toy izao. Tsy fananana traikefa amin’ny toy izany no fa- hadisoan-dalana izoran’ny mpitondra amin’izao fo- toana izao. Dia iaraha-mahita tsara fa isaky ny misy tetikasa lehibe, ohatra, tanterahina eto amin’ny fire- nena dia midona amin’ny olana lehibe mandraka- riva, toy ny eny Ambohitrimanjaka, sy ny any Toliara. Ny vahoaka tsy adala na zazabodo ka tsy hahalala izay hahasoa sy hampandroso azy, fa manifika izy rehefa tsy mety aminy. Ny fototry ny olana dia ny tsy fananan’ny fitondrana izay môdely tsara izay eo amin’ny fitantanam-pirenena. Fa io ilay lazaina man- drakariva, fa raha misy izany ka hitan’ny vahoaka, rehefa mandalo eny an-dalambe eny, na ny fiaran- dRajoelina sy ny kôrteziny na ny an’ireo mpikam- bana eo anivon’ny governemanta sy ny manam- pahefana miara-dia aminy, dia hisy hitehaka sy ho faly hanofahofa tanana azy ireo. Toy izay nitranga tamin’ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara ireny. Higadona tsy ho ela ny fetin’ny krismasy sy fa- ran’ny taona ary taom-baovao, dia hiaraha-mahita eo indray, firy amin’ireo olona eo amin’ny fitondrana ireo no ho any ivelany hankalazana izany ka higala- bona amin’ny harena be azony sy fiadanana, fa ny vahoaka eto kosa hiady amin’ny halafosan’ny vidim- piainana sy miharitra ny fahantrana lalina eto. Tsy misy zavatra tongatonga ho azy izany eto hahafali- faly ny fitondrana, fa miankina amin’izay ataony ihany no mivaly aminy. Sôh’son T ao amin’ny Boribori- tany faha-4, sy tao amin’ny Boriboritany voalohany indray omaly no notsidihan’ny kandidà Rina N°2 eto Antanana- rivo, isam-baravaraana, sy ireo mpiara-dia aminy. Vao maraina dia niainga teo amin’ny bariera Ano- sibe ny rehetra, nanaraka ny Lakandranon’Andrian- tany iny, hatrany Paraky sy Andrefan’i Mananjara. Tao amin’ny Boriboritany voalohany indray, niainga teo Ankasina ny rehetra avy teo, nihazo an’Anto- homadinika hatrany amin’ ny 67 ha. Ombieny om- bieny, tsapa fa tsy iadian- kevitra intsony fa i Rina no ho Ben’ny tanànan’An- tananarivo. Vinam-piara- hamonina matotra sy azo tanterahana, fa tsy fam- panantenana poakaty, fa- mitahana ny mpifidy toy ny an’ny hafa ny mani- festo atolotr’i Rina. Nam- barany fa hohanamafisina ny fanangonana ny he- tran-trano, tsena, sns... Mba ho ara-potoana ha- trany ny karama sy ny tambin-karaman’ny mpia- san’ny CUA. Hatsaràina ny fiaraha-miasa amin’ny Easy Park, hatao manga- rahara ny fitantanana ny volan’ny CUA, tohizana ny fandrindrana ny fifa- moivoizana eto an-dreni- vohitra. Tsy mifidy tany hiadiana ary tsy mitarain- tana-mihepaka fa voate- tin’i Rina avokoa ny ela- kelantrano rehetra eto Ia- rivo. Nanomboka teo Ano- sibe, nanaraka ny lakan- dranon’Andriatany ary tonga hatrany amin’ny Paraky. Tomefy olona avo- koa ny lalana nolalovan’i Rina. Mahaliana azy ireo ny mahita maso sy mire- saka mivantana amin’i Rina. Na izany aza anefa dia miezaka ny manazava ny marina manolona ny fanosoram-potaka ataon’ ny kandidà hafa i Rina ary tsapa fa matoky ny va- hoaka fa i Rina tokoa no ho ben’ny tanàna. Stefa Malagasy, anisan’ny nanara- maso ny fifidianana depiote tatsy amin’ny Nosy Maorisy. Regina Clarisse Raherijaona Fakan-tahaka ny demokrasia Maorisiana Fakan-tahaka ny demo- krasia Maorisiana, io no anisan’ny nisongadina ta- min’ny iraka fanaraha- maso fifidianana nataona iraka Malagasy tatsy amin’ ity Nosy rahavavy ity. Ton- tosa tao anatin’ny fito- niana sy ny fahamendre- hana ny fifidianana so- lombavambahoaka tao amin’ny nosy Maorisy. Ny 8 novambra teo no ni- voaka ny valim-pifidia- nana. Nosy kely i Maorisy, nefa efa lasa lavitra amin’ ny fampandrosoana, no- ho ny fanajana ny tany tan-dalàna sy ny demo- krasia. Tsy tokony ho am- baka an’ireo firenena afri- kanina hafa i Madagasi- kara eo amin’izay fahai- zana mankato sy manaja ny safidimbahoaka izay, hoy ny Filohan’ny dele- gen’ny Assemblée Parle- mantaire Francophone, Regina Clarisse RAHERI- JAONA, izay namita iraka fanaraha-maso ny fifidia- nana tany an-toerana. Vita ny fanavaozana ny parlemanta Maorisiana, nivoaka ny 8 novambra teo ny voka-pifidianana, ka ny antokon’ny Praimi- nisitra teo aloha, izay na- hazo seza 38 amin’ny 70, ny Alliance Nationale na- hazo seza 17 ary ny Mou- vement Militant Maorisi- ana (MMM) nahazo seza 9. Na dia misy aza ireo ady hevitra samy hafa mahakasika ity fifidianana tany an-toerana ity, dia nahay nanaja sy nankato ny voka-pififidianana ny vahoaka Maorisianina. Misy ny traikefa azo tara- fina, ka hoentina aty amit- sika raha ny mahakasika fahaizana manaja ny safi- dimbahoaka ao anatin’ny fifidianana, hoy ihany ny iraky ny OIF nanatontosa ny fanaraha-maso ny fifi- dianana tany an-toerana, dia ny filohan’ny dele- gen’ny Assemblée Parlé- mentaire Francophone, Regina Clarisse. Naina Paika maloton’ny fitondrana sy ny IRK Ny adala no voafitaka indroa fa tsy ny vahoakan’Antananarivo hendry Mitady ny fomba rehetra ny mpomba ny fitondrana ahazoana an’Antanana- rivo Renivohitra amin’ny fifidianana ho avy izao, am- pitenenina avokoa izao karazan’olona heverin’izy ireo fa manandanja eto amin’ny firenena, sy eto Antananarivo izao hitaona vahoaka hifidy ny kandida IRD Iza avy ireo olona ampitenenina ? Edgard Razafindravaha efa Pds nitondra ny tanà- nan’Antananarivo saingy tsy nahavita nanala ny fako akory teto an-tanàna, tsy nahavita nikarakara ny lalana teto ary tamin’ny fotoana naha-Pds azy no nahazo laka ny lavaka ta- min’ny araben’Antanana- rivo, fa ny tena zava-doza vitany dia ny fahasahiany nametraka trano fivoa- hana (WC) teo Ambatovi- naky teo amin’ny toerana nisy ny Teatra Monisipaly izay vakok’Antananarivo, satria teo no toerana fa- naovana fampisehoana voalohany teto Antanana- rivo; marihina ihany koa fa raha nitranga ny 26 Ja- noary 2009 dia tsy nisy ni- kitika ny fananany teny Ankorondrano. Ny Hasina Andriamanjato koa efa Pds teto Antana- narivo Renivohitra, tsy na- havita ihany koa nanadio tanàna sy nanamboatra ny lalana teto Antanana- rivo, ny nahatsikaiky aza dia ny fanalana ireo mpi- varotena no nihazakaza- hany, kanefa anie ny asan’ ny ben’ny tanàna dia man- draoka fako fa tsy man- droaka mpivarotena, izy dia anisan’ireo nivory teny Ambatobe ny 06 Febroary 2009 nikotrika ny 07 Fe- broary 2009, izay famo- noan’olona tsotr’izao sy fanaovana sorona ny za- nak’Iarivo sy natao nan- dotoana ny Filoha Ravalo- manana. Alain Ramaroson ilay no- torian’ny fianakaviany, ka niala sasatra nandritra ny taona vitsivitsy teny Anta- nimora,fa tsy mbola maty ao an-tsain’ny vahoakan’ Antananarivo ihany koa ny nanjo ilay vehivavy be- vohoka mpivaro-boky teny Ambohijatovo, izay nana- nan’ity misoratena ho la- himatoan’Antananarivo ity andraikitra ny fahafatesa- ny, tsiahivina fa tamin’ny 26 Janoary 2009: “Alatsi- nainy nirehitr’afo“ dia nan- dalo teo Soarano ireo mpandoro sy mpandroba fa tsy nikitika ny Building Ramaroson, dia teny An- korondrano koa fa nolalo- vany fotsiny ny Savonne- rie Tropicale. Vahombey ilay merindahy misoloky ho zanak’An- droy dia mba manao izay ho afany hampifidy ny kandida IRD, mitonona ho mpanakanto rangahy io, saingy tsy hita izay hira tena nampisongadina azy; efa nilatsaka ho fidiana ho filohampirenena izy, zara raha nitoko, saingy ma- zava ankehitriny hoe, iza no niantoka ny saram-pi- rotsahany tamin’izany. Kolo Roger ilay Praimini- sitra tsy mahay miteny gasy, tsy hita izay zava-bi- tany ankoatra ny filazana fa nisy ny dahalo niova fo, kanefa iaraha-mahita an- kehitriny ny tsy fandriam- pahalemana manerana ny nosy. Tsy izy irery fa ireo Prami- nisitra sy tompon’andrai- kitra tsy nahomby nandri- tra ny tetezamita sy ny fi- tondrana notarihan’ny Fi- loha Rajaonarimampiani- na dia samy manao an- goantenda hampandresy ny kandidan’ny IRD, izay marihana fa samy tsy na- havita nampandroso ny fi- renena sy nikarakara an’ Antananarivo ,satria po- rofo tsy azo lavina fa ry zalahy ireo no nanendry ny ministra niadidy ny rano izay miahy mivan- tana ny Samva; kanefa dia tamin’ny fotoana naha-mi- nistra an’i Roland Ravato- manga ihany no niasa ara-dalàna io Samva io; tamin’ireny koa moa ho tanterahina teto ny fihao- namben’ny frankôfônia dia nilaina nadio ny tanà- na dia ministra afaka ni- ara-niasa tamin’i Neny no notendrena fa nony vita ilay frankôfônia dia minis- tra nanao antsojay ny CUA no notendrena teo. Ampy ny vahoakan’Anta- nanarivo ny fanapotehana ny tanàna sy ny famo- noana vahoaka nataon’ ireo tsy matahotody lany henatra mbola misisika hi- tondra eto, tsy handaitra intsony ny laingalainga sy kabary tsara lahatra sy fampanantenana poakaty, fa vahoaka tonga saina, Hendry, sy saropiaro ami- n’ny ho aviny sy ny tara- nany no eto. Kabary zato teny arivo fa tokana ihany no marina; “ Ny adala no voafitaka in- droa “ fa ny vahoakan’Ia- rivo olon-kendry tsy ho azon’ny longoa mitoto-bo- zaka intsony, f’efa vonona hifidy ny tompon’ny ho aviny dia Rina RANDRIA- MASINORO laharana fa- haroa ao amin’ny bileta tokana sy ireo mpanolot- sainan’ny tanàna atolo- trin’ny Tiako i Madagasi- kara laharana fahaefatra ao amin’ny biletam-pifi- dianana. Ny Valosoa

Upload: others

Post on 28-Jan-2021

1 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

  • Fitondrana Rajoelina

    Tsy mbola hita nanome môdely

    tsara alain’ny vahoaka tahaka

    2Lah 980 Alakamisy 14 novambra 2019Politika

    Ny Valosoa sy fakafaka

    www.gvalosoa.com

    Dokam-

    barotra

    Tel. 034 79 076 00

    27 NovAMbrA

    Tsy iadian-kevitra intsony fa i rina no ho ben’ny tanàna

    Tsy mbola nahitana môdely tsara alain’ny vahoakatahaka ny fitondrana Rajoelina hatreto. Tsy ny fa-naovan-javatra sy fizaran-javatra etsy sy eroa akoryizany, fa eo amin’ny lafiny fanehoana fahendrena syfanajana ny soatoavina maha Malagasy tokoa aoanaty fitantanam-pirenena. Fiteny hatry ny ela nyamin’ny hoe ny mpitondra ambony aloha no ma-nome môdely voalohany ho fitaratra dia izay nomiampita raisin’ny vahoaka. Ny fitondran-tena ihanykoa anisan’ny voalohany mila aseho amin’izany.Raha mbola ny toe-tsaina teo aloha na tamin’ny ni-kendrena nandrombaka fitondrana teto tamin’nytaona 2009 no mbola entina ankehitriny dia môdelyratsy izany. Tsikaritra anefa fa mbola misy hatranyireo sokajin’olona mitana ny toe-tsaina tamin’izanyfotoana izany miara-dia ao anaty fitondrana aoamin’izao fotoana izao. Lesona ratsy sy fomba ratsyanefa no naseho sy noezahina nalentika tao an-tsaim-bahoaka. Anisan’izany ny fanabatiana olon-dehibe tokony hohajaina, ny tsy firaharahiana nympianatra tany an-tsekoly fa narefodrefotra tenyakaikin’ireny toerana ireny ny grenady lakrimôzenananenjehana ireo mpanohitra ny fitondrana, ny fa-nilihana sy fanaratsiana ireo tsy mitovy hevitra syfomba fijery politika, ny famoronana dosie ho an’izayolona noenjehina, ny fanaovana kolikoly sy akama-kama teo amin’ny fitondrana, ny fanaovana tantelyafa-drakotra ny harem-pirenena, afangaro politikamandrakariva ny zavatra rehetra atao eo amin’nyvahoaka, sy ny sisa maro tsy ho voatanisa. Tsy misyafaka mandà fa mbola hita ho mitohy izany fombaizany aty amin’izao fitondrana izao. Ny anisan’ny an-drasan’ny vahoaka dia ny fanehoana ny fahaiza-mi-tondra firenena amim-pahendrena lalina tena mifa-naraka amin’ny soatoavina maha Malagasy tokoa,fa tsy haingon-dison’ny avy any ivelany tsy mifana-raka velively amin’ny zava-misy eto no tadiavinaapetraka amboletra. Raha nety izany dia efa tanyamin’ny repoblika faharoa no efa nisy fiovana be diabe teto Madagasikara fa tsy nikorosy fahana toyizao. Tsy fananana traikefa amin’ny toy izany no fa-hadisoan-dalana izoran’ny mpitondra amin’izao fo-toana izao. Dia iaraha-mahita tsara fa isaky ny misytetikasa lehibe, ohatra, tanterahina eto amin’ny fire-nena dia midona amin’ny olana lehibe mandraka-riva, toy ny eny Ambohitrimanjaka, sy ny any Toliara.Ny vahoaka tsy adala na zazabodo ka tsy hahalalaizay hahasoa sy hampandroso azy, fa manifika izyrehefa tsy mety aminy. Ny fototry ny olana dia ny tsyfananan’ny fitondrana izay môdely tsara izay eoamin’ny fitantanam-pirenena. Fa io ilay lazaina man-drakariva, fa raha misy izany ka hitan’ny vahoaka,rehefa mandalo eny an-dalambe eny, na ny fiaran-dRajoelina sy ny kôrteziny na ny an’ireo mpikam-bana eo anivon’ny governemanta sy ny manam-pahefana miara-dia aminy, dia hisy hitehaka sy hofaly hanofahofa tanana azy ireo. Toy izay nitrangatamin’ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikaraireny. Higadona tsy ho ela ny fetin’ny krismasy sy fa-ran’ny taona ary taom-baovao, dia hiaraha-mahitaeo indray, firy amin’ireo olona eo amin’ny fitondranaireo no ho any ivelany hankalazana izany ka higala-bona amin’ny harena be azony sy fiadanana, fa nyvahoaka eto kosa hiady amin’ny halafosan’ny vidim-piainana sy miharitra ny fahantrana lalina eto. Tsymisy zavatra tongatonga ho azy izany eto hahafali-faly ny fitondrana, fa miankina amin’izay ataonyihany no mivaly aminy.

    Sôh’son

    Tao amin’ny Boribori-tany faha-4, sy taoamin’ny Boriboritany

    voalohany indray omalyno notsidihan’ny kandidàRina N°2 eto Antanana-rivo, isam-baravaraana,sy ireo mpiara-dia aminy.Vao maraina dia niaingateo amin’ny bariera Ano-sibe ny rehetra, nanarakany Lakandranon’Andrian-tany iny, hatrany Parakysy Andrefan’i Mananjara.Tao amin’ny Boriboritanyvoalohany indray, niaingateo Ankasina ny rehetra

    avy teo, nihazo an’Anto-homadinika hatrany amin’ny 67 ha. Ombieny om-bieny, tsapa fa tsy iadian-kevitra intsony fa i Rinano ho Ben’ny tanànan’An-tananarivo. Vinam-piara-hamonina matotra sy azotanterahana, fa tsy fam-panantenana poakaty, fa-mitahana ny mpifidy toyny an’ny hafa ny mani-festo atolotr’i Rina. Nam-barany fa hohanamafisinany fanangonana ny he-tran-trano, tsena, sns...Mba ho ara-potoana ha-

    trany ny karama sy nytambin-karaman’ny mpia-san’ny CUA. Hatsaràinany fiaraha-miasa amin’nyEasy Park, hatao manga-rahara ny fitantanana nyvolan’ny CUA, tohizanany fandrindrana ny fifa-moivoizana eto an-dreni-vohitra. Tsy mifidy tanyhiadiana ary tsy mitarain-tana-mihepaka fa voate-tin’i Rina avokoa ny ela-kelantrano rehetra eto Ia-rivo. Nanomboka teo Ano-sibe, nanaraka ny lakan-dranon’Andriatany ary

    tonga hatrany amin’nyParaky. Tomefy olona avo-koa ny lalana nolalovan’iRina. Mahaliana azy ireony mahita maso sy mire-saka mivantana amin’iRina. Na izany aza anefadia miezaka ny manazavany marina manolona nyfanosoram-potaka ataon’ny kandidà hafa i Rina arytsapa fa matoky ny va-hoaka fa i Rina tokoa noho ben’ny tanàna.

    Stefa

    Malagasy, anisan’ny nanara-maso ny fifidianana depiotetatsy amin’ny Nosy Maorisy.

    Regina Clarisse Raherijaona

    Fakan-tahaka ny demokrasia Maorisiana

    Fakan-tahaka ny demo-krasia Maorisiana, io noanisan’ny nisongadina ta-min’ny iraka fanaraha-maso fifidianana nataonairaka Malagasy tatsy amin’ity Nosy rahavavy ity. Ton-tosa tao anatin’ny fito-niana sy ny fahamendre-hana ny fifidianana so-lombavambahoaka taoamin’ny nosy Maorisy. Ny8 novambra teo no ni-voaka ny valim-pifidia-nana. Nosy kely i Maorisy,nefa efa lasa lavitra amin’ny fampandrosoana, no-ho ny fanajana ny tanytan-dalàna sy ny demo-krasia. Tsy tokony ho am-

    baka an’ireo firenena afri-kanina hafa i Madagasi-kara eo amin’izay fahai-zana mankato sy manajany safidimbahoaka izay,hoy ny Filohan’ny dele-gen’ny Assemblée Parle-mantaire Francophone,Regina Clarisse RAHERI-JAONA, izay namita irakafanaraha-maso ny fifidia-nana tany an-toerana.Vita ny fanavaozana nyparlemanta Maorisiana,nivoaka ny 8 novambrateo ny voka-pifidianana,ka ny antokon’ny Praimi-nisitra teo aloha, izay na-hazo seza 38 amin’ny 70,ny Alliance Nationale na-

    hazo seza 17 ary ny Mou-vement Militant Maorisi-ana (MMM) nahazo seza9. Na dia misy aza ireoady hevitra samy hafa

    mahakasika ity fifidiananatany an-toerana ity, dianahay nanaja sy nankatony voka-pififidianana nyvahoaka Maorisianina.Misy ny traikefa azo tara-fina, ka hoentina aty amit-sika raha ny mahakasikafahaizana manaja ny safi-dimbahoaka ao anatin’nyfifidianana, hoy ihany nyiraky ny OIF nanatontosany fanaraha-maso ny fifi-dianana tany an-toerana,dia ny filohan’ny dele-gen’ny Assemblée Parlé-mentaire Francophone,Regina Clarisse.

    Naina

    Paika maloton’ny fitondrana sy ny IRK

    Ny adala no voafitaka indroa fa tsy ny vahoakan’Antananarivo hendry

    Mitady ny fomba rehetrany mpomba ny fitondranaahazoana an’Antanana-rivo Renivohitra amin’nyfifidianana ho avy izao, am-pitenenina avokoa izaokarazan’olona heverin’izyireo fa manandanja etoamin’ny firenena, sy etoAntananarivo izao hitaonavahoaka hifidy ny kandidaIRD

    Iza avy ireo olona ampitenenina ?

    Edgard Razafindravahaefa Pds nitondra ny tanà-nan’Antananarivo saingytsy nahavita nanala nyfako akory teto an-tanàna,tsy nahavita nikarakara nylalana teto ary tamin’nyfotoana naha-Pds azy nonahazo laka ny lavaka ta-min’ny araben’Antanana-rivo, fa ny tena zava-dozavitany dia ny fahasahianynametraka trano fivoa-hana (WC) teo Ambatovi-naky teo amin’ny toerananisy ny Teatra Monisipalyizay vakok’Antananarivo,satria teo no toerana fa-naovana fampisehoanavoalohany teto Antanana-rivo; marihina ihany koafa raha nitranga ny 26 Ja-noary 2009 dia tsy nisy ni-kitika ny fananany tenyAnkorondrano.Ny Hasina Andriamanjatokoa efa Pds teto Antana-narivo Renivohitra, tsy na-havita ihany koa nanadio

    tanàna sy nanamboatrany lalana teto Antanana-rivo, ny nahatsikaiky azadia ny fanalana ireo mpi-varotena no nihazakaza-hany, kanefa anie ny asan’ny ben’ny tanàna dia man-draoka fako fa tsy man-droaka mpivarotena, izydia anisan’ireo nivory tenyAmbatobe ny 06 Febroary2009 nikotrika ny 07 Fe-broary 2009, izay famo-noan’olona tsotr’izao syfanaovana sorona ny za-nak’Iarivo sy natao nan-dotoana ny Filoha Ravalo-manana.Alain Ramaroson ilay no-torian’ny fianakaviany, kaniala sasatra nandritra nytaona vitsivitsy teny Anta-nimora,fa tsy mbola matyao an-tsain’ny vahoakan’Antananarivo ihany koany nanjo ilay vehivavy be-vohoka mpivaro-boky tenyAmbohijatovo, izay nana-nan’ity misoratena ho la-himatoan’Antananarivo ityandraikitra ny fahafatesa-ny, tsiahivina fa tamin’ny26 Janoary 2009: “Alatsi-nainy nirehitr’afo“ dia nan-dalo teo Soarano ireompandoro sy mpandrobafa tsy nikitika ny BuildingRamaroson, dia teny An-korondrano koa fa nolalo-vany fotsiny ny Savonne-rie Tropicale. Vahombey ilay merindahymisoloky ho zanak’An-

    droy dia mba manao izayho afany hampifidy nykandida IRD, mitonona hompanakanto rangahy io,saingy tsy hita izay hiratena nampisongadina azy;efa nilatsaka ho fidiana hofilohampirenena izy, zararaha nitoko, saingy ma-zava ankehitriny hoe, izano niantoka ny saram-pi-rotsahany tamin’izany.Kolo Roger ilay Praimini-sitra tsy mahay mitenygasy, tsy hita izay zava-bi-tany ankoatra ny filazanafa nisy ny dahalo niova fo,kanefa iaraha-mahita an-kehitriny ny tsy fandriam-pahalemana maneranany nosy.Tsy izy irery fa ireo Prami-nisitra sy tompon’andrai-kitra tsy nahomby nandri-tra ny tetezamita sy ny fi-tondrana notarihan’ny Fi-loha Rajaonarimampiani-na dia samy manao an-goantenda hampandresyny kandidan’ny IRD, izaymarihana fa samy tsy na-havita nampandroso ny fi-renena sy nikarakara an’Antananarivo ,satria po-rofo tsy azo lavina fa ryzalahy ireo no nanendryny ministra niadidy nyrano izay miahy mivan-tana ny Samva; kanefa diatamin’ny fotoana naha-mi-nistra an’i Roland Ravato-manga ihany no niasaara-dalàna io Samva io;

    tamin’ireny koa moa hotanterahina teto ny fihao-namben’ny frankôfôniadia nilaina nadio ny tanà-na dia ministra afaka ni-ara-niasa tamin’i Neny nonotendrena fa nony vitailay frankôfônia dia minis-tra nanao antsojay nyCUA no notendrena teo.Ampy ny vahoakan’Anta-nanarivo ny fanapotehanany tanàna sy ny famo-noana vahoaka nataon’ireo tsy matahotody lanyhenatra mbola misisika hi-tondra eto, tsy handaitraintsony ny laingalainga sykabary tsara lahatra syfampanantenana poakaty,fa vahoaka tonga saina,Hendry, sy saropiaro ami-n’ny ho aviny sy ny tara-nany no eto.Kabary zato teny arivo fatokana ihany no marina; “Ny adala no voafitaka in-droa “ fa ny vahoakan’Ia-rivo olon-kendry tsy hoazon’ny longoa mitoto-bo-zaka intsony, f’efa vononahifidy ny tompon’ny hoaviny dia Rina RANDRIA-MASINORO laharana fa-haroa ao amin’ny biletatokana sy ireo mpanolot-sainan’ny tanàna atolo-trin’ny Tiako i Madagasi-kara laharana fahaefatraao amin’ny biletam-pifi-dianana.

    Ny Valosoa