izao (gv 188), madagasikara 6 febroary 2020 jeremia 29:12 · 2020-02-15 · dinika ny tany ka...

Post on 18-Jul-2020

3 Views

Category:

Documents

0 Downloads

Preview:

Click to see full reader

TRANSCRIPT

5Lah 1016Samihafawww.gvalosoa.com

Jeremia 29:12

Ary hiantso Ahy hianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino

anareo Aho.

Ny TeNy FiaiNaNa

Sabotsy 15 febroary 2020

Voaantso teny amin’ny cybercriminalité JeannotRamambazafy fa tsy nanamarim-baovao

Mandroso Randria : Papizanô, naJeannot Ramambazafy, nantsoin'nycybercriminalité tetsy Anosy, natao fa-nadihadiana noho ilay «convocationfôpla» napoitrany tety amin'ny FB iny,mahakasika an'ilay gazety mpitenyratsy tsisy ilavana azy iny. Tsy mba ma-namarim-baovao fa manaonao foanave ny mpanao gazety matihaninaJeannot Ramambazafy e ?

Rachid Dollars : minan’ny IEM izyizany. Ela notoratorahana ka hahavoavoamason’angatra, raha tena manaony asany ny polisy mpanao famoto-rana.

Mandresy Andriamasoandro : nia-hahhahahahhaahah. Attention fa jour-naliste d'investigation efa ela nietezanamahay be io a ! ka mahagaga ihanyraha manaotao foana toy izao. Sa veefa manohana an-jambany fotsiny an-dRajoelina sy ny forongony izy ankehi-triny? Resin’ny felaka sy ny saosy nympanao gazety hoy ilay artista irayizay.

Jean Erice Rakotoarisoa : kkkkk faahoana koa zany e? voalaza fa mati-hanina be i Papi Jeannot io, sa efa lasamaty an-kanina ankehitriny.

Andry Ramboavolanirina : journalisted'investigation mampihomehy be.Base-na journalisme aza tsy arahina fafanatisme no mibaiko. Mbola tsyfain’ny nanaovan’ny federalista azytany Diégo ihany angamba koa, nafa-totry ny olona nanoloana ny Mairie tanyAntsiranana izy tamin’izany.

Tony Rocca : hivadika couleur tsy hoela.

Florent Albert Rakotobe : olona mite-niteny foana sy manaonao fahatany,nefa milaza ho mpanao gazety profes-sionnel.

Tahiry Mahatony Rasamoelina : ityrazoky ity aloha tsy dia milamina izanyindraindray, fa tsy haiko a. Tsy dia hitasoritra eny aminy ny toerana mahampanabe ny mpanao gazety.

Andrianjakatiana Johny Paul : filmgasy ... raha tsy miaraka amin’ny fiton-drana io efa voaheloka nandoa onitra10 tapitrisa Ar, saingy indrisy, misy mi-zana tsindrian’ila eto.

Simon Ralambo : fika io e, mody hoeconvoquer-na nefa Mapar io b fika rzalà reo an! am zay azo gadraina dôlyze mi-kritika n filoha.

Nazi Doda : ary papizanô ihany nonanao an le publication fôpla tamin’nyFB ann!

Noah Noahnoah : mody ampetsoinafa avy eo, havotsotra e! azo raisina fatsy mitombina koa ny fitoriana an’iPapi.

Badmanx Badmax : Gazety milazamarina ve ho lazaina tsisy ilaina azy?

Daniel Andrianjafy : sao de mba ci-néma fotsiny tokoa itony?? Mpano-hana mafana fo sy mpanao adyhatsanga eto @ FB mpiaro fanjakanaange io e!! Fanasoketana sy fanevate-vana olona (indrindra fa ilay "olona"iray izay sy ny fianakaviany)no tenaangadin'ilay rangahy io!

Chen Lù : cinéma fotsiny io, fampita-horana ny hafa no tena dikany.

Mario Andrianambinina : lahy antitratsy mahay mipetraka. Mbola tsy fay nynahazo tany Diego, nafatotry ny olonateo amin’ny La Mairie tokoa angambaranamana, ka mbola manohy manao-nao foana.

Mahandry Heriniaina Rabetafika :Akaman-dRajoelina be io ... io no na-madika an-dravalomanana t@ izany...fikafika fotsiny io fiantsoana azy io faaza manaiky ampiesonin'ireo eo. ha-votsotra izy avy eo.

Kely Mahery : cinema, misy olonahafa tian’ny fitondrana ampitahorina in-dray any ho any.

Ralantonirina Jean Lucien Haja : to-kony tonga dia migadra satria tenamanao hosoka mihintsy ilay lahy anti-tra tsy misy saina ity?

RazzaAn Andria : tsy nampandoavina50millions, hihihiiiiii!

James NaiSmith : film efa nande ee!

Seril Ramboa : aza de mihevitra nyolona ho daika, ka hanaovanareo ci-néma. Papizanô a !

Land Voul : ity rangaha ity heverikoMBA ho olon- dehibe nefa kay mbolamisaim-jaza toa an-dRajoelina ihany.

Axah Adasrh : mety najabaky ny olont@ le photoshop angaamb lery f ts na-hita tsara. Kkk!

Botolasy Ranaivo : ty publication iraynampanantsoina azy ity ihany izany notsy manara-dalàna, fa ny ankoatr'izaymety sy tsara daholo ve?

Arp Helisoa : angaha tsy manao re-coupement zoky be vao mamoakavaovao e! Soa ianao fa miarakaamin’ny mpandresy lava fa raha nyresy lava no tratran'io tsy efa asa fot-siny no niseho.

SALAMO 107:20A:”Nandefa ny te-niko AHO mba hahasitrana azy”

Androany 9 Febroary 2020 tamin’ny 12Ora atoandro; ry zanakolombelona tsyankanavaka ambany masoandro! Izano tampi-dalan-kaleha amin’izao fiai-nana izao? Iza no very hevitra? Iza nomatahotra ho faty? Iza no mihorohorosy mangovitra ? Iza no tsy mahita fa-nafana mihitsy? Iza no malahelo am-panahy ? Iza no te-hovonjena? Iza notsy manan-kalahatra intsony? HoyAHO JEHOVAH tamin’ny hafatra teoaloha manao hoe: “Nankaiza nymanam-pahendrena sy ny manam-pa-halalana? Aiza ireo milaza fa manam-bola? Manan-karena? Aiza hianareompikaroka? Hianareo voalaza fa be vo-ninahitra sy manan-daza? Mba valio-nareo hoe AHO JEHOVAH? Tahaka nytsy hahalalanareo mamaky io soratratsy fantatra io no tsy hahalalanareoizay tiako hatao. Eo amin’izay noforo-niko. Mampalahelo AHY hianareo fa tsymisy afa tsy IZAHO irery no mahalalasy mahafantatra ny momba anareoolombelona. Eny na dia ny singam-bo-lonareo anankiray fotsiny aza, ka ha-tramin’ny isany dia fantatro tsy misymahalala ny famoronana nataoko enyna izay ho fiafarany koa aza. Hoy ny te-niko aoamin’ny mpitoriteny 11/5: “Toyny tsy hahafantaranao ny amin’ny ale-han’ny rivotra no tsy ahafantaranao nyamin’ny fitombon’ny taolana ao ankibo-n’izay manananaka. Dia toy izany notsy hahafantaranao ny asako JEHO-VAH Mpanao ny zavatra rehetra” Toyizany ny tiako hambara: Indro efa nan-defa anjely Aho isam-pirenena satriafantatro izay ho avy sy ho tonga eoaminareo ka toy izao ny famindram-poko mba tsy hahalany ringana anareodia handefa anjelin ’ny rano AHO han-dritra izany amin’ny toerana izay misyizany toa an’i Madagasikara sy izaymisy izany koa. Hampitsahatra ny areti-mandringana izay mandringana anareotsy misy fitsaharana AHO toa ny aoCHINE izany. Hampiato ny ady tsymisy fiafarany AHO ho an’ireo izay fire-nena feno rà mandriaka. Ary hamontony tany izay misy mosary sy tsy fisian-kanina indrindra any amin’ireny tanymaina ireny koa. Anjely no alefako ha-natanteraka izany asa lehibe izany fatsy hainareo olombeona izany. Tsyamin-kery na amim-pahatanjahana faamin’ny Fanahiko Jehovah Tompon’nymaro irery ihany (Zakaria 4/6), Matio19/26: “Ary Jesosy nijery azy ka nanaotaminy hoe: Tsy hain’ny olona izany fahain’i Jehovah ny zavatra rehetra” I Ko-rintiana 1/29: “mba tsy hisy nofo ha-hazo hirehareha eo anatrehakoJehovah”. I Korintiana 1/31: ‘mba hoaraka ny voasoratra hoe: “Izay mireha-reha, aoka JEHOVAH no ho rehare-hany” Jeremia 9/23:”Fa izay tehirehareha dia aoka hirehareha ami-n’izao; Dia ny fahendreny sy ny faha-

lalany AHY ho JE-HOVAH; Izay manaofamindrampo sy fitsarana marina ary

fahamarinana ety am-bonin’ny tany fa izanyno sitrako Jehovah”

Toy izao no fomba ha-natanterahako izanyAMIN’NY ANARAN’IJESOSY :

- Foana ny aretiman-dringana - Ritra ny rano - Mitsahatra ny ady- Levona ny afo- Mitony ny tafiotra

Ny fofon’ain’ny vavakono manefa izany mia-raka amin’iro anjelymiara-miasa AMIKO.

Nahoana AHO JEHOVAH no tongaamin’ny fotoana tahaka izao ambanymasoandro? Ny antony dia misy fiai-nana tsy tokony iainan’ny zanakolom-belona akory kanefa ataony. Misyfotoana izay hitsanganan’i losifera ha-noherana AHY JEHOVAH hampiana-rany ny olona hankahala fahamarinanahandehanana amin’ny faharatsiana aryhamotehana ny tany. Dia nandefa an-jely any AHO ankoatra ireo 1860 ireohandritra ny rano any. 3m anie ny ranoary amin’ny lemaka ambany mahatra-tra 6m ary raha mahare ianao dia mizi-riziry ny rano tsy mety ritra ka diahalefa izay. Indro AHO handefa anjelyhandritra nyrano any amin’ny toeranaizay tsy mety ritra. Dia izao indro AHOhandefa anjely any amin’ny eny ami-n’ny toerana. Indro Aho JEHOVAHmandefa anjely izay avy aty an-danitramijoro amin’ny vazan-tany efatra man-dinika ny tany ka hitondra izany hive-rina aty Amiko satria mbola tsy faraandro izao fa fanombohan’ny zavatrarehetra izany/ Manatona fa ho vonjeko.Miantsoa fa mihaina AHO ary aza ma-tahotra fa momba izao tontolo izaoAHO. Mampalahelo Ahy hianareo za-nakolombelona). Farany Izaho Jeho-vah rehefa manao asa lehibe ambanymasoandro dia anjely no ampiasaiko.Halefako any ny anjelin’ny tany, ny an-jelin’ny rano sy ny anjelin’ny rivotrahanao ny asany. Misaotra anareo mpo-nin’ny tany rehetra AHO. Avelao AHOhiteny fa mahasoanareo izany Amosa3/7 :”Tsy manao na inona na inonatokoa AHO JEHOVAH Tompo raha tsymilaza ny hevitro amin’ny mpaminanympanompoko”

Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI-ZAY

Telephone : 033 12 461 43, 034 44 96648

E-mail:jehovahandriamanitra@gmail.com

Facebook : Jehovah Andriamanitrapage

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina5ora 45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12ora 30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 188), Madagasikara 6 febroary 2020

top related