izao (gv 188), madagasikara 6 febroary 2020 jeremia 29:12 · 2020-02-15 · dinika ny tany ka...

1
5 Lah 1016 Samihafa www.gvalosoa.com Jeremia 29:12 Ary hiantso Ahy hianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho. Ny TeNy FiaiNaNa Sabotsy 15 febroary 2020 Voaantso teny amin’ny cybercriminalité Jeannot Ramambazafy fa tsy nanamarim-baovao Mandroso Randria : Papizanô, na Jeannot Ramambazafy, nantsoin'ny cybercriminalité tetsy Anosy, natao fa- nadihadiana noho ilay «convocation fôpla» napoitrany tety amin'ny FB iny, mahakasika an'ilay gazety mpiteny ratsy tsisy ilavana azy iny. Tsy mba ma- namarim-baovao fa manaonao foana ve ny mpanao gazety matihanina Jeannot Ramambazafy e ? Rachid Dollars : minan’ny IEM izy izany. Ela notoratorahana ka hahavoa voamason’angatra, raha tena manao ny asany ny polisy mpanao famoto- rana. Mandresy Andriamasoandro : nia- hahhahahahhaahah. Attention fa jour- naliste d'investigation efa ela nietezana mahay be io a ! ka mahagaga ihany raha manaotao foana toy izao. Sa ve efa manohana an-jambany fotsiny an- dRajoelina sy ny forongony izy ankehi- triny? Resin’ny felaka sy ny saosy ny mpanao gazety hoy ilay artista iray izay. Jean Erice Rakotoarisoa : kkkkk fa ahoana koa zany e? voalaza fa mati- hanina be i Papi Jeannot io, sa efa lasa maty an-kanina ankehitriny. Andry Ramboavolanirina : journaliste d'investigation mampihomehy be. Base-na journalisme aza tsy arahina fa fanatisme no mibaiko. Mbola tsy fain’ny nanaovan’ny federalista azy tany Diégo ihany angamba koa, nafa- totry ny olona nanoloana ny Mairie tany Antsiranana izy tamin’izany. Tony Rocca : hivadika couleur tsy ho ela. Florent Albert Rakotobe : olona mite- niteny foana sy manaonao fahatany, nefa milaza ho mpanao gazety profes- sionnel. Tahiry Mahatony Rasamoelina : ity razoky ity aloha tsy dia milamina izany indraindray, fa tsy haiko a. Tsy dia hita soritra eny aminy ny toerana maha mpanabe ny mpanao gazety. Andrianjakatiana Johny Paul : film gasy ... raha tsy miaraka amin’ny fiton- drana io efa voaheloka nandoa onitra 10 tapitrisa Ar, saingy indrisy, misy mi- zana tsindrian’ila eto. Simon Ralambo : fika io e, mody hoe convoquer-na nefa Mapar io b fika r zalà reo an! am zay azo gadraina dôly ze mi-kritika n filoha. Nazi Doda : ary papizanô ihany no nanao an le publication fôpla tamin’ny FB ann! Noah Noahnoah : mody ampetsoina fa avy eo, havotsotra e! azo raisina fa tsy mitombina koa ny fitoriana an’i Papi. Badmanx Badmax : Gazety milaza marina ve ho lazaina tsisy ilaina azy? Daniel Andrianjafy : sao de mba ci- néma fotsiny tokoa itony?? Mpano- hana mafana fo sy mpanao ady hatsanga eto @ FB mpiaro fanjakana ange io e!! Fanasoketana sy fanevate- vana olona (indrindra fa ilay "olona" iray izay sy ny fianakaviany)no tena angadin'ilay rangahy io! Chen Lù : cinéma fotsiny io, fampita- horana ny hafa no tena dikany. Mario Andrianambinina : lahy antitra tsy mahay mipetraka. Mbola tsy fay ny nahazo tany Diego, nafatotry ny olona teo amin’ny La Mairie tokoa angamba ranamana, ka mbola manohy manao- nao foana. Mahandry Heriniaina Rabetafika : Akaman-dRajoelina be io ... io no na- madika an-dravalomanana t@ izany ...fikafika fotsiny io fiantsoana azy io fa aza manaiky ampiesonin'ireo eo. ha- votsotra izy avy eo. Kely Mahery : cinema, misy olona hafa tian’ny fitondrana ampitahorina in- dray any ho any. Ralantonirina Jean Lucien Haja : to- kony tonga dia migadra satria tena manao hosoka mihintsy ilay lahy anti- tra tsy misy saina ity? RazzaAn Andria : tsy nampandoavina 50millions, hihihiiiiii! James NaiSmith : film efa nande ee! Seril Ramboa : aza de mihevitra ny olona ho daika, ka hanaovanareo ci- néma. Papizanô a ! Land Voul : ity rangaha ity heveriko MBA ho olon- dehibe nefa kay mbola misaim-jaza toa an-dRajoelina ihany. Axah Adasrh : mety najabaky ny olon t@ le photoshop angaamb lery f ts na- hita tsara. Kkk! Botolasy Ranaivo : ty publication iray nampanantsoina azy ity ihany izany no tsy manara-dalàna, fa ny ankoatr'izay mety sy tsara daholo ve? Arp Helisoa : angaha tsy manao re- coupement zoky be vao mamoaka vaovao e! Soa ianao fa miaraka amin’ny mpandresy lava fa raha ny resy lava no tratran'io tsy efa asa fot- siny no niseho. SALAMO 107:20A:”Nandefa ny te- niko AHO mba hahasitrana azy” Androany 9 Febroary 2020 tamin’ny 12 Ora atoandro; ry zanakolombelona tsy ankanavaka ambany masoandro! Iza no tampi-dalan-kaleha amin’izao fiai- nana izao? Iza no very hevitra? Iza no matahotra ho faty? Iza no mihorohoro sy mangovitra ? Iza no tsy mahita fa- nafana mihitsy? Iza no malahelo am- panahy ? Iza no te-hovonjena? Iza no tsy manan-kalahatra intsony? Hoy AHO JEHOVAH tamin’ny hafatra teo aloha manao hoe: “Nankaiza ny manam-pahendrena sy ny manam-pa- halalana? Aiza ireo milaza fa manam- bola? Manan-karena? Aiza hianareo mpikaroka? Hianareo voalaza fa be vo- ninahitra sy manan-daza? Mba valio- nareo hoe AHO JEHOVAH? Tahaka ny tsy hahalalanareo mamaky io soratra tsy fantatra io no tsy hahalalanareo izay tiako hatao. Eo amin’izay noforo- niko. Mampalahelo AHY hianareo fa tsy misy afa tsy IZAHO irery no mahalala sy mahafantatra ny momba anareo olombelona. Eny na dia ny singam-bo- lonareo anankiray fotsiny aza, ka ha- tramin’ny isany dia fantatro tsy misy mahalala ny famoronana nataoko eny na izay ho fiafarany koa aza. Hoy ny te- niko aoamin’ny mpitoriteny 11/5: “Toy ny tsy hahafantaranao ny amin’ny ale- han’ny rivotra no tsy ahafantaranao ny amin’ny fitombon’ny taolana ao ankibo- n’izay manananaka. Dia toy izany no tsy hahafantaranao ny asako JEHO- VAH Mpanao ny zavatra rehetra” Toy izany ny tiako hambara: Indro efa nan- defa anjely Aho isam-pirenena satria fantatro izay ho avy sy ho tonga eo aminareo ka toy izao ny famindram- poko mba tsy hahalany ringana anareo dia handefa anjelin ’ny rano AHO han- dritra izany amin’ny toerana izay misy izany toa an’i Madagasikara sy izay misy izany koa. Hampitsahatra ny areti- mandringana izay mandringana anareo tsy misy fitsaharana AHO toa ny ao CHINE izany. Hampiato ny ady tsy misy fiafarany AHO ho an’ireo izay fire- nena feno rà mandriaka. Ary hamonto ny tany izay misy mosary sy tsy fisian- kanina indrindra any amin’ireny tany maina ireny koa. Anjely no alefako ha- natanteraka izany asa lehibe izany fa tsy hainareo olombeona izany. Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana fa amin’ny Fanahiko Jehovah Tompon’ny maro irery ihany (Zakaria 4/6), Matio 19/26: “Ary Jesosy nijery azy ka nanao taminy hoe: Tsy hain’ny olona izany fa hain’i Jehovah ny zavatra rehetra” I Ko- rintiana 1/29: “mba tsy hisy nofo ha- hazo hirehareha eo anatrehako Jehovah”. I Korintiana 1/31: ‘mba ho araka ny voasoratra hoe: “Izay mireha- reha, aoka JEHOVAH no ho rehare- hany” Jeremia 9/23:”Fa izay te hirehareha dia aoka hirehareha ami- n’izao; Dia ny fahendreny sy ny faha- lalany AHY ho JE-HOVAH; Izay manao famindrampo sy fitsarana marina ary fahamarinana ety am- bonin’ny tany fa izany no sitrako Jehovah” Toy izao no fomba ha- natanterahako izany AMIN’NY ANARAN’I JESOSY : - Foana ny aretiman- dringana - Ritra ny rano - Mitsahatra ny ady - Levona ny afo - Mitony ny tafiotra Ny fofon’ain’ny vavako no manefa izany mia- raka amin’iro anjely miara-miasa AMIKO. Nahoana AHO JEHOVAH no tonga amin’ny fotoana tahaka izao ambany masoandro? Ny antony dia misy fiai- nana tsy tokony iainan’ny zanakolom- belona akory kanefa ataony. Misy fotoana izay hitsanganan’i losifera ha- noherana AHY JEHOVAH hampiana- rany ny olona hankahala fahamarinana handehanana amin’ny faharatsiana ary hamotehana ny tany. Dia nandefa an- jely any AHO ankoatra ireo 1860 ireo handritra ny rano any. 3m anie ny rano ary amin’ny lemaka ambany mahatra- tra 6m ary raha mahare ianao dia mizi- riziry ny rano tsy mety ritra ka dia halefa izay. Indro AHO handefa anjely handritra nyrano any amin’ny toerana izay tsy mety ritra. Dia izao indro AHO handefa anjely any amin’ny eny ami- n’ny toerana. Indro Aho JEHOVAH mandefa anjely izay avy aty an-danitra mijoro amin’ny vazan-tany efatra man- dinika ny tany ka hitondra izany hive- rina aty Amiko satria mbola tsy fara andro izao fa fanombohan’ny zavatra rehetra izany/ Manatona fa ho vonjeko. Miantsoa fa mihaina AHO ary aza ma- tahotra fa momba izao tontolo izao AHO. Mampalahelo Ahy hianareo za- nakolombelona). Farany Izaho Jeho- vah rehefa manao asa lehibe ambany masoandro dia anjely no ampiasaiko. Halefako any ny anjelin’ny tany, ny an- jelin’ny rano sy ny anjelin’ny rivotra hanao ny asany. Misaotra anareo mpo- nin’ny tany rehetra AHO. Avelao AHO hiteny fa mahasoanareo izany Amosa 3/7 :”Tsy manao na inona na inona tokoa AHO JEHOVAH Tompo raha tsy milaza ny hevitro amin’ny mpaminany mpanompoko” Amen! Mbola hitohy. Amen! JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI- ZAY Telephone : 033 12 461 43, 034 44 966 48 E-mail: [email protected] Facebook : Jehovah Andriamanitra page Radio: Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina 5ora 45min- 6ora Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina 6ora 30min -7 ora RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12 ora 30min Gazety efa miara-miasa, Ny Valosoa Vaovao (www.gvalosoa.com): mivoaka Talata sy Asabotsy Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontolo izao (GV 188), Madagasikara 6 febroary 2020

Upload: others

Post on 18-Jul-2020

3 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: izao (GV 188), Madagasikara 6 febroary 2020 Jeremia 29:12 · 2020-02-15 · dinika ny tany ka hitondra izany hive - rina aty Amiko satria mbola tsy fara andro izao fa fanombohanOny

5Lah 1016Samihafawww.gvalosoa.com

Jeremia 29:12

Ary hiantso Ahy hianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino

anareo Aho.

Ny TeNy FiaiNaNa

Sabotsy 15 febroary 2020

Voaantso teny amin’ny cybercriminalité JeannotRamambazafy fa tsy nanamarim-baovao

Mandroso Randria : Papizanô, naJeannot Ramambazafy, nantsoin'nycybercriminalité tetsy Anosy, natao fa-nadihadiana noho ilay «convocationfôpla» napoitrany tety amin'ny FB iny,mahakasika an'ilay gazety mpitenyratsy tsisy ilavana azy iny. Tsy mba ma-namarim-baovao fa manaonao foanave ny mpanao gazety matihaninaJeannot Ramambazafy e ?

Rachid Dollars : minan’ny IEM izyizany. Ela notoratorahana ka hahavoavoamason’angatra, raha tena manaony asany ny polisy mpanao famoto-rana.

Mandresy Andriamasoandro : nia-hahhahahahhaahah. Attention fa jour-naliste d'investigation efa ela nietezanamahay be io a ! ka mahagaga ihanyraha manaotao foana toy izao. Sa veefa manohana an-jambany fotsiny an-dRajoelina sy ny forongony izy ankehi-triny? Resin’ny felaka sy ny saosy nympanao gazety hoy ilay artista irayizay.

Jean Erice Rakotoarisoa : kkkkk faahoana koa zany e? voalaza fa mati-hanina be i Papi Jeannot io, sa efa lasamaty an-kanina ankehitriny.

Andry Ramboavolanirina : journalisted'investigation mampihomehy be.Base-na journalisme aza tsy arahina fafanatisme no mibaiko. Mbola tsyfain’ny nanaovan’ny federalista azytany Diégo ihany angamba koa, nafa-totry ny olona nanoloana ny Mairie tanyAntsiranana izy tamin’izany.

Tony Rocca : hivadika couleur tsy hoela.

Florent Albert Rakotobe : olona mite-niteny foana sy manaonao fahatany,nefa milaza ho mpanao gazety profes-sionnel.

Tahiry Mahatony Rasamoelina : ityrazoky ity aloha tsy dia milamina izanyindraindray, fa tsy haiko a. Tsy dia hitasoritra eny aminy ny toerana mahampanabe ny mpanao gazety.

Andrianjakatiana Johny Paul : filmgasy ... raha tsy miaraka amin’ny fiton-drana io efa voaheloka nandoa onitra10 tapitrisa Ar, saingy indrisy, misy mi-zana tsindrian’ila eto.

Simon Ralambo : fika io e, mody hoeconvoquer-na nefa Mapar io b fika rzalà reo an! am zay azo gadraina dôlyze mi-kritika n filoha.

Nazi Doda : ary papizanô ihany nonanao an le publication fôpla tamin’nyFB ann!

Noah Noahnoah : mody ampetsoinafa avy eo, havotsotra e! azo raisina fatsy mitombina koa ny fitoriana an’iPapi.

Badmanx Badmax : Gazety milazamarina ve ho lazaina tsisy ilaina azy?

Daniel Andrianjafy : sao de mba ci-néma fotsiny tokoa itony?? Mpano-hana mafana fo sy mpanao adyhatsanga eto @ FB mpiaro fanjakanaange io e!! Fanasoketana sy fanevate-vana olona (indrindra fa ilay "olona"iray izay sy ny fianakaviany)no tenaangadin'ilay rangahy io!

Chen Lù : cinéma fotsiny io, fampita-horana ny hafa no tena dikany.

Mario Andrianambinina : lahy antitratsy mahay mipetraka. Mbola tsy fay nynahazo tany Diego, nafatotry ny olonateo amin’ny La Mairie tokoa angambaranamana, ka mbola manohy manao-nao foana.

Mahandry Heriniaina Rabetafika :Akaman-dRajoelina be io ... io no na-madika an-dravalomanana t@ izany...fikafika fotsiny io fiantsoana azy io faaza manaiky ampiesonin'ireo eo. ha-votsotra izy avy eo.

Kely Mahery : cinema, misy olonahafa tian’ny fitondrana ampitahorina in-dray any ho any.

Ralantonirina Jean Lucien Haja : to-kony tonga dia migadra satria tenamanao hosoka mihintsy ilay lahy anti-tra tsy misy saina ity?

RazzaAn Andria : tsy nampandoavina50millions, hihihiiiiii!

James NaiSmith : film efa nande ee!

Seril Ramboa : aza de mihevitra nyolona ho daika, ka hanaovanareo ci-néma. Papizanô a !

Land Voul : ity rangaha ity heverikoMBA ho olon- dehibe nefa kay mbolamisaim-jaza toa an-dRajoelina ihany.

Axah Adasrh : mety najabaky ny olont@ le photoshop angaamb lery f ts na-hita tsara. Kkk!

Botolasy Ranaivo : ty publication iraynampanantsoina azy ity ihany izany notsy manara-dalàna, fa ny ankoatr'izaymety sy tsara daholo ve?

Arp Helisoa : angaha tsy manao re-coupement zoky be vao mamoakavaovao e! Soa ianao fa miarakaamin’ny mpandresy lava fa raha nyresy lava no tratran'io tsy efa asa fot-siny no niseho.

SALAMO 107:20A:”Nandefa ny te-niko AHO mba hahasitrana azy”

Androany 9 Febroary 2020 tamin’ny 12Ora atoandro; ry zanakolombelona tsyankanavaka ambany masoandro! Izano tampi-dalan-kaleha amin’izao fiai-nana izao? Iza no very hevitra? Iza nomatahotra ho faty? Iza no mihorohorosy mangovitra ? Iza no tsy mahita fa-nafana mihitsy? Iza no malahelo am-panahy ? Iza no te-hovonjena? Iza notsy manan-kalahatra intsony? HoyAHO JEHOVAH tamin’ny hafatra teoaloha manao hoe: “Nankaiza nymanam-pahendrena sy ny manam-pa-halalana? Aiza ireo milaza fa manam-bola? Manan-karena? Aiza hianareompikaroka? Hianareo voalaza fa be vo-ninahitra sy manan-daza? Mba valio-nareo hoe AHO JEHOVAH? Tahaka nytsy hahalalanareo mamaky io soratratsy fantatra io no tsy hahalalanareoizay tiako hatao. Eo amin’izay noforo-niko. Mampalahelo AHY hianareo fa tsymisy afa tsy IZAHO irery no mahalalasy mahafantatra ny momba anareoolombelona. Eny na dia ny singam-bo-lonareo anankiray fotsiny aza, ka ha-tramin’ny isany dia fantatro tsy misymahalala ny famoronana nataoko enyna izay ho fiafarany koa aza. Hoy ny te-niko aoamin’ny mpitoriteny 11/5: “Toyny tsy hahafantaranao ny amin’ny ale-han’ny rivotra no tsy ahafantaranao nyamin’ny fitombon’ny taolana ao ankibo-n’izay manananaka. Dia toy izany notsy hahafantaranao ny asako JEHO-VAH Mpanao ny zavatra rehetra” Toyizany ny tiako hambara: Indro efa nan-defa anjely Aho isam-pirenena satriafantatro izay ho avy sy ho tonga eoaminareo ka toy izao ny famindram-poko mba tsy hahalany ringana anareodia handefa anjelin ’ny rano AHO han-dritra izany amin’ny toerana izay misyizany toa an’i Madagasikara sy izaymisy izany koa. Hampitsahatra ny areti-mandringana izay mandringana anareotsy misy fitsaharana AHO toa ny aoCHINE izany. Hampiato ny ady tsymisy fiafarany AHO ho an’ireo izay fire-nena feno rà mandriaka. Ary hamontony tany izay misy mosary sy tsy fisian-kanina indrindra any amin’ireny tanymaina ireny koa. Anjely no alefako ha-natanteraka izany asa lehibe izany fatsy hainareo olombeona izany. Tsyamin-kery na amim-pahatanjahana faamin’ny Fanahiko Jehovah Tompon’nymaro irery ihany (Zakaria 4/6), Matio19/26: “Ary Jesosy nijery azy ka nanaotaminy hoe: Tsy hain’ny olona izany fahain’i Jehovah ny zavatra rehetra” I Ko-rintiana 1/29: “mba tsy hisy nofo ha-hazo hirehareha eo anatrehakoJehovah”. I Korintiana 1/31: ‘mba hoaraka ny voasoratra hoe: “Izay mireha-reha, aoka JEHOVAH no ho rehare-hany” Jeremia 9/23:”Fa izay tehirehareha dia aoka hirehareha ami-n’izao; Dia ny fahendreny sy ny faha-

lalany AHY ho JE-HOVAH; Izay manaofamindrampo sy fitsarana marina ary

fahamarinana ety am-bonin’ny tany fa izanyno sitrako Jehovah”

Toy izao no fomba ha-natanterahako izanyAMIN’NY ANARAN’IJESOSY :

- Foana ny aretiman-dringana - Ritra ny rano - Mitsahatra ny ady- Levona ny afo- Mitony ny tafiotra

Ny fofon’ain’ny vavakono manefa izany mia-raka amin’iro anjelymiara-miasa AMIKO.

Nahoana AHO JEHOVAH no tongaamin’ny fotoana tahaka izao ambanymasoandro? Ny antony dia misy fiai-nana tsy tokony iainan’ny zanakolom-belona akory kanefa ataony. Misyfotoana izay hitsanganan’i losifera ha-noherana AHY JEHOVAH hampiana-rany ny olona hankahala fahamarinanahandehanana amin’ny faharatsiana aryhamotehana ny tany. Dia nandefa an-jely any AHO ankoatra ireo 1860 ireohandritra ny rano any. 3m anie ny ranoary amin’ny lemaka ambany mahatra-tra 6m ary raha mahare ianao dia mizi-riziry ny rano tsy mety ritra ka diahalefa izay. Indro AHO handefa anjelyhandritra nyrano any amin’ny toeranaizay tsy mety ritra. Dia izao indro AHOhandefa anjely any amin’ny eny ami-n’ny toerana. Indro Aho JEHOVAHmandefa anjely izay avy aty an-danitramijoro amin’ny vazan-tany efatra man-dinika ny tany ka hitondra izany hive-rina aty Amiko satria mbola tsy faraandro izao fa fanombohan’ny zavatrarehetra izany/ Manatona fa ho vonjeko.Miantsoa fa mihaina AHO ary aza ma-tahotra fa momba izao tontolo izaoAHO. Mampalahelo Ahy hianareo za-nakolombelona). Farany Izaho Jeho-vah rehefa manao asa lehibe ambanymasoandro dia anjely no ampiasaiko.Halefako any ny anjelin’ny tany, ny an-jelin’ny rano sy ny anjelin’ny rivotrahanao ny asany. Misaotra anareo mpo-nin’ny tany rehetra AHO. Avelao AHOhiteny fa mahasoanareo izany Amosa3/7 :”Tsy manao na inona na inonatokoa AHO JEHOVAH Tompo raha tsymilaza ny hevitro amin’ny mpaminanympanompoko”

Amen!

Mbola hitohy.

Amen!

JEHOVAH MPANJAKA MANDRAKI-ZAY

Telephone : 033 12 461 43, 034 44 96648

E-mail:[email protected]

Facebook : Jehovah Andriamanitrapage

Radio:

Antsiva, FM 97.6, Alarobia maraina5ora 45min- 6ora

Soa Radio, FM 96.8, Alahady maraina6ora 30min -7 ora

RMK, FM 102.4, Asabotsy 12 ora -12ora 30min

Gazety efa miara-miasa, Ny ValosoaVaovao (www.gvalosoa.com): mivoakaTalata sy Asabotsy

Faminaniana sy fanambarana ho an’izao tontoloizao (GV 188), Madagasikara 6 febroary 2020