tetik'asa idin - finiavana!

21
Tetik Asa 1 www.etomadagasikara.meximas.com 2013-2014 copyright @ N.M.A [email protected]

Upload: etomadagasikara-inmadagascarid

Post on 19-Feb-2017

389 views

Category:

Leadership & Management


2 download

TRANSCRIPT

Page 1: Tetik'asa iDin - Finiavana!

Tetik ‘ Asa

1

www.etomadagasikara.meximas.com2013-2014 – copyright @ N.M.A – [email protected]

Page 2: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1

2

VINA @ iDiN – Vision

Rafitra manampy ny fanoitra efa misy ho an’ny fampivoarana ny

fampandrosoana maharitra sy ny lanja maharitry ny fahaiza-

manao eto an-toerana .

FINIAVANA iDiN – Initiative

Mampitambatra sy Mampiaraka ny rehetra ho mpandray anjara

@ fikarohana, ny fanatsarana hatrany ny famoronana sy ny

vokatra ahafahana manatevina ny traikefa, @ alalan’ny

fifanakalozan-kevitra sy ny tolotra aroson’ ELM-iDiN.

Mandray andraikitra @ fiatrehana ny fifaninanana @alalan’ny

tombony ananan’i Madagasikara – manintona ny firenena maro

sy miezaka mba hahaleo-tena, mandanjalanja ny fiankinan-doha

ara-bola sy ny trosa avy any ivelany mety misakana ny

fampandrosoana ho avy raha mitsinjo ny taranaka.

Fanamby iombonana, « …ny ananana no ahiratra ho be. »

Page 3: Tetik'asa iDin - Finiavana!

3

F am a r i t a n a 1FINIAVANA iDiN – InitiativeFahaizana mampivelatra zava-baovao na efa misy dia taratra sy

antoka iankinan’ny fivoaran’ny hari-karena, indrindra mihitsy izay

mahakasika rehetra ny filana fototra toy ny fahasalamana na ny

fanjarian-tsakafo. Rehefa miezaka velarina hatrany ny hevi-baovao

dia miezaka @ haitao avo lenta kokoa hatrany, izay mila dingana sy

rafitra maro voarindra tsara. Izany hoe mivondrona ny tolotra sy

ny tinady @ fahaiza-manao ary raha faritana @fotoana sy

@toerana iray indray izany dia ankehitriny « Eto Madagasikara ».« 4ème plus grande île du monde, Carrefour de l’Océan Indien-Afrique-Asie »

Hasongadinina mazava ho azy mialoha @ izany ny :

1. Lanjan’ny maha olona sy ny tontolo iainana

« …ny olona tsirairay no angovon’ny fampandrosoana»

Mpiantsehatra @ambaratonga rehetra

Fisitrahana ny filan’ny mponina hifanentanana

Fikambanana maro ahitana mpikaroka @taranja samihafa

2. Firafitra

« …ny fifamenoan’ny fahasamihafana no halebehazan-karena »

Miantoka firaketana sy fifaneraserana

Mitily haren-tsaina ho an’ny toe-karena

Manentana isam-baravarana, mifampita fahalalana

Page 4: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1

4

Hatrehan’ ny iDiN- Ambition Ivo fitrandraham-pahalalana

Tolotra ho mpikambana @ fitantanana ny fikarohana

Tolotra ifampitarihana @famokarana

Tolotra mialoha manakaiky ny faritra sy ny fivondronana ary ny

fokontany amin’ny alalan’ny fifampizarana tetikasa maro.

Hafainganan’ny fifankalalan’ny mpiantsehatra

Tambazotra fifaneraseran’ny te ho mpiara miasa eto an-

toerana sy/na ny iraisam-pirenena - maniry handraharaha eto ary

ny voakasika rehetra @ ny fifanarahana - aseho am-pahibe-

maso fa mangarahara sy mazava amin’ny lafiny rehetra sy ny

fampiasana voambolana. Misoroka ny fanambakana sy ny

fanararaotana ny tsy fahampahafantarana.

Ohatra @izany : Ny fifanarahana farafahakeliny 50/50-public en

faveur/privé @fitrandrahana harena voajanahary-harena iombonana.

Soatoavina mitandro ny fahatsorana sy ny fifanakalozana izany sady

mahay miatrika manoloana ny tsindrin’ny Fanatontoloana voatery na

voadondona hifaninana.Dualité : Concurrence « sauvage », loi de la fortune #contre# loi du partage, Egalité

Approche participative et transparence, garanties du bon climat d’investissement

Démarche entrepreneuriale de l’innovation, sur dimension sociale & sociétale

Page 5: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1

5

Tsirin-kevitra t@ iDiN– Raison

Tolotra ho an’ny sokajin’orinasa samihafa mpamokatra sy olona

tsirairay manana hevitra vokarina sy fahaiza-manao :

₪ Fanandratana sy fanaparitahan-kevitra famoronana

₪ Fampivondronana rafitra mpanohana sy mpiara miombon’antoka

Tanjona iombonana : Manodidina ny 500.000 ny isan’ny orinasa

miorina ara-dalàna afaka 23 taona, afaka miteraka asa

17.000.000 na 33% ny mponina feno 18 taona miakatra

amin’izany vinaina an’asa raikitra avokoa. Mamokatra

harikarena mihoatry ny Ariary 850.000.000.000.000 isan-taona,

amin’ny sadam-bola 1$=Ar 1.000 mihatsara raha ampitahaina.Ankehitriny : +300.000 miezaka; tanjona iombonana manjavozavo;

tahan’isan’ny mpanam-bola/mahantra; (PIB) Ar 24.000 lavitr’isa isan-

taona; 1€=Ar +3.000; (système monétaire de division sociale+course à la

fortune vers l’ excès & clanisme +dépendance en dette étrangère+inflation

cumulative=« Loi du plus fort»)

Tetikasa++ 3.0 :

++, famantarana ihany enti-milaza Tetikasa novolavolaina hampivondrona tetikasa

maro hafa

3.0, famantarana ihany eo amin’ny tranokala fa tetikasa mikatsaka fampitana lanja.

Page 6: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1₪ Fanandratana sy fanaparitahan-kevitra famoronana

Tranokala ny iDiN , manana ny traikefa feno afaka 5 taona,

Fampirantiana ao @ tranokala sy fanaparitahana ireo tolotra sy

tinady @famoronana zava-baovao sy ny fahaiza-manao.

Misy masoivoho mpitantana–E.L.M. Agency : administrateur, personnel

(Statut juridique projeté-idéal : E.P.I.C. ; ou , Sarlu vers

SA+association d’obligation sociale)

Rantsana : consultant, enquêteur, volontaire, freelance, apprentis

Fanomezan-tsokajy ny andraikitra ho an’ny mpikambana

Fitsidihana zava-misy na orinasa ataon’ny mpikambana :

Lanjan’ny fahitana tolotra sy tinady eo @ zava-baovao

Fampahafantarana tolotra mifanaraka @ny mety ilaina ny

famoronana vaovao.

Ivontoeran’isam-paritra. Solotena araky ny fitsinjarana isam-paritra

eto :

Antsiranana ; Toliara ; Mahajanga ;

Toamasina ; Fianarantsoa ; Antananarivo.Innovation = Savoir-faire faire

E.P.I.C. : Etablissement Public à caractère Industriel et Commercial

Sarlu: Société à Responsabilité limitée unipersonnelle / SA : Société Anonyme

6

Page 7: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1TANJONA amin’izany – Objectifs intermédiaires

Fandrafetana atrik'asa isaky ny sehatra ara-toe-karena

Mamporisika eto an-toerana @kolontsaina mpikaroka,

mpamokatra sy mpandraharaha miaraka

Fampihaonana ny orinasa vaventy mpamokatra sy ivontoerana

sampam-pikarohana

Fitarafana ny fifandraisan’ny ny mponina sy ny tontolon’ ny

fikarohana, ahafahan’izay tolotra sy tinady hifanojo tsara

Indrindra ihany koa ny avy @ireo anjerimanontolo sy fikambanana

miankina na mahaleo-tena sy ny orinasa :

Fanentanana sy famporisihana ny mpamokatra haneho ny

filàna ara-pivoaran’ny fampitaovana,

Fanentanana sy famporisihana ny mpikaroka hitodika @ny

manana hevitra famoronana sy ny orinasa,

Fanazarana @ tetikasa feno fiaraha-miasa

Innovation- Valorisation - Production –Consommation--Innovation

7

Page 8: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1₪ Fampivondronana rafitra mpanohana sy mpiara miombon’antoka

Synergie et Intercoopération : public-privé

Raha mitady :

Mpanohana na mpiantoka;

Fanohanana tetikasa;

Solon-tenan’orinasa na mpamongady ny vokatra malagasy ;

Fanampim-pahalalana mikasika ny fepetra sy ireo dingana

fampandehanan-draharaha

Tableau de Bord et Banque de données

Manome vatsy vonona @ fanangonam-baovao mahakasika ny

tsena anatiny sy iraisam-pirenena : manana tolotra, afaka manao

tolo-tanana, fandokafana tombony @ na haitao sy ny fivoarana vao

hita;

Loharanom-baovao mahakasika ny toe-karena sy ny haitao avo

lenta eto an-toerana sy any ivelany.

8

Page 9: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1TANJONA amin’izany – Objectifs intermédiaires

Hampisongadina ny orinasa : raha vahiny +20 taona teto na

ny faharetan’ny famokarany eto +20 taona sy ny vokatra vita

malagasy indrindra eo @ sehatra iraisam-pirenena

Fivelaran’ny fifanohanana : fahafahana @ny famokarana sy

ny fahaiza-manao ary ny singa mampiavaka.

Ahafahan’ny orinasa sy ny mihevitra ny hanangana :

Mahafantatra ny mpiantsehatra avy @ tranokala iDiN, afaka

manitatra ny mampiray ny fiaraha-miasan’ny Malagasy na aiza

na aiza na iza na iza ;

Mitombo ny fifankahafantarana ara-barotra ;

Manome lanja ny fahaiza-manao, ny fahafaha-manao ary ny

traikefa.

Manamaivana ny dingana fikarakarana fampandehanan-

draharaha ho an’ny mpandray anjara rehetra.

9

Page 10: Tetik'asa iDin - Finiavana!

« … m a x i m u m d ’ e x p é r i e n c e s e n u n m i n i m u m d e t e m p s ,

P o s i t i f , R e l a t i f ,

P o l y v a l e n c e . »

F am a r i t a n a 1TANJONA amin’izany – Objectifs intermédiaires

Fanamafisana ny fifampihainoana sy ny fifanakalozana ary ny

fifandrimbonana .

Famantarana ny ilaina @ fikarohana sy tetika mifampitohy @

ireo ivo sy toeram-pitiliana na fanandramana na fanoharana.

Fampitodihana ireo vokatry ny fikarohana mankany @ireo

sehatry ny fiaraha-monina sy ny toe-karena .

Fandrafetana fiaraha-mientana voarindra sy maharitra @ireo

sampana voavondrona miandalana ara-potoana.

10

Page 11: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am a r i t a n a 1TRAIKEFA - ExpériencesFanadihadiana zava-misy, firehana sy onjam-piainana maneran-tany.

Paika iasana @ankapobeny

Tetika atao mivelatra betsaka @fahatsapan’ny olona sy ny

mpisehatra eto @firenena : miankina na mahaleo-tena; ny safidy

fototra manan-danja sy ny hasina @sehatra rehetra na misy aza

ny fifaninanana, ny fomba fisainana marina sy ny fifampifehezana

Fahaizana mitsikera miala @fahazarana mifikitra sy mitsara

endrika ivelany fotsiny mifanohitra @foto-kevitry ny kolontsaina liam-

pivoarana : mamakafaka, manatsara ny vita omaly, mifanakalo

traikefa. « Mahasoa vao ny mahafinaritra »

Fimasoana sy fitandroana ny tokony ho tombotsoan‘ny rehetra

hitondra fampiarahan-kevitra fampivoarana tsimialonjafy.

Fifanampiana & fifanatrehana tahan-tsoroka .

« Toetsaina vao hambompo »

« Aleo zatra mifanohana toy izay zatra mifamingana »

« Ny hevitry ny maro mahataka-davitra ».Solidarité=Honnêteté &Humilité&Auto-Discipline&Partage&Empathie

Hypothèse : Entrepreneuriat et investissement solidaireCadre référentiel : CENTRE AKAMASOA, Economie

sociale et solidaire11

Page 12: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am i n t i n a n a 3Voka-tsoa sy tatao ateraky ny tetikasa iDiN sy @Mpiara Miasa

rehetra :

a. Hiantraika ho an’ny olon-tsotra sy ny orinasa :

Fifampivoarana sy fanomezan-danja ny fahaiza-manao sy ny

haira,

Fivelarana @fahaiza-manao, eto an-toerana sy ny avy any

ivelany

Mivoatra @haitao avo lenta : filana ny haitao @fiainana

andavanandro, fanjifana, fanasongadianana ny vita malagasy

Manitatra lalam-piainana na lalam-barotra vaovao,

Fanatsarana ny tataom-bidy eo @ tolotra vokatra anatiny sy ny

asa eny anivon’ny orinasa sy ny fiaraha-monina.

b. Fandraisan’anjaran’ny tetikasa mivantana @fivoaran’ny

hari-karen’ ny orinasa efa misy sy ny firenena :

Vola mihodina - maso-karena voamarina amin’ny lanja ampitaina

Famoronana asa sy tahan’ny fanahebana-fiahiana-fanoroana

Ahavon’ny lenta miatrika fifaninanana any ivelany- mizara tetika

Fampivoarana ny fanomezan-danja ny vokatra mihondrana

Fandrefesan’ny tetikasa ny rantsan’ny toe-karena rehetra

manoloana ny lalam-barotra samihafa : habe, toerana, tombotsoa

sy tamberina ary ny fampifandanjana.40

Page 13: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F am i n t i n a n a 3Sehatra hiantsoroan’iDiN : Focus

a. Lafin’ny fitantanana aroso : Tohivakana an-drarian’ny

tompon’andraikitra rehetra eo @firenena, ny rafitra samihafa

b. Lafin’ny fitarafam-pifandraisana : Mamporisika hatrany ny seha-

pikarohana, ny sehatra hifanakalozan’ny tompona tetikasa sy izay

liana sy voakasik’izany mivantana, ny mpamokatra ary ny mpanjifa

d. Lafin’ny fifaneraserana :

Fampivoarana ny serasera @izay mety ho mpanohana sy mitady

fanohanana,

Orinasa mpamokatra sy mpamorona, fikotrehana tetikasa

Ivontoeram-pikarohana sy fanandramana : Laboratoires

Mpikaroka, mpanara-maso : Associations, coopératives

Masoivoho malagasy manerana ny nosy sy any ivelany

mamporisika ny fikarohana isa-taranja

Mpikirakira vola sy fampitaovana

Foibe isan-karazany ho an’ny haitao

Fampianarana ambaratonga rehetra : écoles, lycées, universités,

polytechniques, centres de formation/accueil/réinsertion

Foibe isan-karazany ho an’ny fampahalalana

Renivohi-paritra, Faritra, Distrika, Fivondronana sy Fokontany

Ivo fandraharahana sy mpikarakara hetsika maro41

Page 14: Tetik'asa iDin - Finiavana!

42

F e h i n y 3Ny tolotra ELM @ iDiN

Ohatra @ fivelaran’ny fiaraha-miasaSynthèse des flux: Type de réseau de Partenariat

Olona

Humain

• Sekoly, Anjerimanontolo

• Ordres des ingénieurs, des médecins, cabinets...

• Fikambanana : Akamasoa, Akama, Hafari, Effarem, Ceere, Efam, Fahita, …

• Handicap, Aim, Jci, Jpm, Rotary, Lions,…

Vaovao

Information

• Fokontany, Fivondronana, Faritra

• Omapi, Bnm, Labos, …

• Imi, Ipm, Cidst, Cream, Ftm , Cnrit, Cite

• Hariasa, Edbm, Itbm,

• Media:NyAsako, Diako,..

• Masoivoho, Diasporas,

Vatsy

Financier

• Banque collective

• Fiaro, Amic, Rai

• Sim, Fivmpama, Gem,

• Fdl, Fid, Cnaps,

• MFB, MEI, MAEP, MFOP, MEETFP,MATD,MCC, MEnSupRes,…

Mpiara-miasa mivantana

Personnel

MpamatsyFournisseursPrestataires

Page 15: Tetik'asa iDin - Finiavana!

F e h i n y 3iDiN dia rafitra mivelatra sy misokatra betsaka amin’ny

fikarohana sy fampivoarana miezaka mampisongadina ny

lanjan’ny tombotsoa amin’ny fifanakalozam-bokatra sy ny

fahalalana; mampivondrona mpandray anjara isan-karazany.

iDiN est une plateforme polyvalente et pluridisciplinaire de recherche et

développement essayant d’élargir pleinement les valeurs recherchées sur l’échange des

biens et des connaissances pour tous; tout en rassemblant le maximum d’acteurs.

Ny fikarohana sy ny famoronana zava-baovao dia afaka

mampandroso tsara ny toe-karena sy ny fiaraha-monina –

izay mila manao tombana hatrany sy mandray lesona

amin’izay vita. Manajary ny famoronana asa eto

Madagasikara isika, fampitomboana traikefa ho matianina,

indrindra ny tanora dieny mbola any @ambaratonga

fampianarana fototra, hamolavola ny fifampiankinan’ny

fampandrosoana maharitra manaja ny tontolo iainana ho

naman’ny famokarana.« Tontolo, Finiavana…»

Pour une planète Terre plus unie et une future génération plus meilleure, For better world…43

Page 16: Tetik'asa iDin - Finiavana!

44

T a r i - d r e s a k a 3FIFANAKALOZAN-KEVITRA TOMBANA

ANKEHITRINY, ANANGANA RAFITRA IOMBONANA @FAMORONANA?PLATEFORME COMMUNE @INNOVATION iDiN?

VALEUR = Chaque personne, VOUS = Partage=Plusieurs personnes,

NOUS Rêve = Idées = Passion = Projet = Réalisation = Travail

AO ANATIN’NY 23 Taona, Mitsinjo ny Trangan-javatra samihafa

?ECONOMIE STABLE & ENTREPRENEURIAT + SOLIDAIRE?

&

?PLATEFORME BOURSIERE INTERNE MALAGASY?

« Bourse de Commerce & d’Actions »

Solidarité = Plusieurs Organisations = Valeur ajoutée = Richesse

AFAKA 43 Taona mihoatra , Madagasikara Manan-karena Lavitra

?Maintien du 0 pauvreté à Madagascar, c’est possible?

!!! MIRAY HINA !!!

« …tombony ho an’ny rehetra »

« …ho an’ny taranaka »

Page 17: Tetik'asa iDin - Finiavana!

• Tombony akaiky Mizara hevitra eto an-toerana

Une autre source d’idée à l’échelle nationale

Toetsaina sy hambompo

Valeur morale partagée

Madagasikara manan-karena olona, tany, akora fototra

Madagascar riche en ressources humaines, terrain, matières premières

• Voka-tsoa ho avy Traikefa maharaka ny any ivelany

@fahaiza-manao

Forte contribution à l’évolution des recherches mondiales

Ezaka lavitra ho an’ny fampandrosoana ho an’ny rehetra

Effort porté sur le développement pour tous

• Mila fanatsaranao Firehana @serasera ivelany

Tendances en réseau de Communication

o Mitsara ivelany traikefa matianina

Préjugé sur l’image du professionnalisme

o Mitady tombotsoa mazava ny mpisehatra

Recherche d’avantages précis des intervenants

o Fampandraisana andraikitra sy anjara

Mobilisation des responsabilités et des compétences

• Ahiahiana ho avy Malaina hiatrika sy hitsinjo lavitra

miaraka

Hostilité envers les valeurs morales et les visions communes à long terme

Fanamaivanana ny ezaka vita miaraka

Sous-estimation des efforts communs

Misy mitetika hanindry indray

Instrumentalisation45

T a r i - d r e s a k a 3Ny tolotra ELM @ iDiN

Page 18: Tetik'asa iDin - Finiavana!

• Tombony akaiky

• Voka-tsoa ho avy

• Mila fanatsarana

• Ahiahiana ho avy

46

P a i k a i o m b o n a n a 3Afaka fenoina ireto :

Page 19: Tetik'asa iDin - Finiavana!

47

Dikan’ireo teny fohy: T o v a n a• Aim: Alliance intercoopération Madagascar

• Akamasoa : Akany manantena soa

• Akama: Akanin’ny moana marenina

• Amic : Association malagasy des investisseursen capital

• Avg : Alliance vohary gasy

• Bnm : Bureau des normes de Madagascar

• Cao/dao : Conception/design assisté par ordinateur

• Cci/m : Chambre de commerce et d’industriede Madagascar

• Ceere : Clubs entrepreneurs étudiants du rendez-vous des entrepreneurs

• Cenam : Centre national de l’ artisanat de madagascar

• Seces : Syndicat des enseignants chercheurs

• Cidst : Centre d'Information et de Documentation Scientifique et Technique

• Cite : Centre d'information technique et économique

• Cnaps : Caisse nationale de prévoyance sociale

• Cnrit/e : Centre national de rechercheindustrielle et technologique/Environnement

• Cream : Centre de recherche, d'études et d'appuis à l'analyse économique à Madagascar

• DGI : Direction générale des impôts

• Edbm : Economic development board of Madagascar

• Efam: Entreprendre au féminin à Madagascar

• Effarem : Ezaka fampandrosoana ny faritrarehetra eran’I Madagasikara

• Epp : Ecole primaire public

• Fdl : Fonds de développement local

• Fiaro : Financière d'Investissement ARO

• Fid : Fonds d’intervention pour le développement

• Fivmpama : Fivondronan’ny mpandraharahaMalagasy

• Ftm : Foiben’ny taotsarintanin’i Madagasikara

• Fofifa : Foibem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin'ny Fampandrosoana ny enyAmbanivohitra

• Gem : Groupement des entreprises de Madagascar

• Haccp : Hazard Analysis Critical Control Point

• Hafari : Hery sy Andry Fiarovana

• Imi : Institut malgache de l’innovation

• Imra : Institut malgache de recherchesappliquées

• Instat : Institut national de la statistique

Page 20: Tetik'asa iDin - Finiavana!

48

T o v a n aDikan’ireo teny fohy:

• Ipm : Institut pasteur de Madagascar

• Iso : International standard organization

• Ispm : Institut supérieur polytechnique de Madagascar

• Ist: Institut/université supérieur technique

• Itbm : International trade board of Madagascar

• Jci : Jeune chambre internationale

• Jpm² : Jeune patronat de Madagascar Jeunes/Juniors pour Madagascar

• Lntpb : Laboratoire nationale des travauxpublics et des bâtiments

• MAE/P : Ministère de l’agriculture, de l’élevage/de la pêche

• MAT/D : Ministère de l’ aménagement du territoire/de la décentralisation

• MCC : Ministère du commerce et de la consommation

• Mecie : Mise en compatibilité des investissements à l’environnement

• MEI : Ministère de l’économie et des industries

• MEnSupRes : Ministère de l’enseignementsupérieur et des recherches scientifiques

• MFB : Ministère des finances et du budget

• MFOP/LS: Ministère de la fonction publiqueet des lois sociales

• microE : Micro-entreprise

• Mnp : Madagascar national parks

• MRS/En : Ministère des ressourcesstratégiques /de l’environnement

• MEETFP: Ministère de l’Emploi, de l’Enseignement technique et de la Formation professionnelle

• Omapi : Office malgache de la propriétéindustrielle

• Omda : Office malgache des droits d’auteur

• PIB : Produit intérieur brut

• Pme : Petites et moyennes entreprises

• Pmi : Petites et moyennes industries

• Qshe : qualité, sécurité, hygiène, environnement

• R&D : Recherche et Développement

• Rgph : Recensement général de la population humaine

• Sim : Syndicat des industries de Madagascar

• Soc : Service officiel de contrôle

• Tic : Technologies de l’information et de la communication

• Tva : Taxe sur la valeur ajoutée

Page 21: Tetik'asa iDin - Finiavana!

Tetik ‘ Asa

49

www.etomadagasikara.meximas.com

MANKASITRAKA @FIARAHA-MIASA SY MIRARY FAHOMBIAZANA

2013-2014 - copyright @ N.M.A – [email protected]