t eka e a alakamisy 8 jolay 2021 7 mpiandry tsenaben ny ...2021/03/07 · solfa – fisotro 7. nisy...
TRANSCRIPT
7Lah 1182Toekarenawww.gvalosoa.com
Nanomboka an-droany ary hahari-tra hateloana etsy
amin’ny zaridaina Antani-narenina ny Tsenaben’nyFizahantany andianyfaha-3, karakarain’ireomatihanina eo amin’ity se-hatry ny fizahantany ityeto amintsika. Ny fampiro-boroboana ny fizahantanyanatiny no anisan’ny tan-jona amin’izao hetsikaizao, noho ny mbola fika-tonan’ny sisintanin’i Ma-dagasikara, noho nyvalanaretina coronavirus,
ka mbola tsy ahatonga-van’ireo mpizahatany avyany ivelany. Araka nynambaran’ny tompon’an-draikitra, misy ireo tolotratadiavintsika sy metyamintsika rehetra enyamin'io Tsenaben'ny Fiza-hantany io, raha maha-kasika ny fizahantanyanatiny no resahana,isan’andro ny fotoana diamanomboka amin’ny 9ora maraina, ka tsy mifa-rana raha tsy amin’ny 5ora hariva. Tsy ireo mpan-draharaha momba ny fi-
zahantany eto an-dreni-vohitra sy ny manodidinaihany no mandray anjaraamin’izao hetsika izao, famisy ihany koa ireo avyany amin’ny faritra. Ra-hampitso zoma 9 jolay2021 manomboka amin’ny 9 ora maraina ka ha-tramin’ny 10 ora, hisy nyf i fanakalozan-kevi t raamin’ny tanora, hataon’ireo mpandraharaha mom-ba ny fizahantany, man-dray anjara amin’izao tse-nabe izao.
Aly
Alakamisy 8 jolay 2021
HJRA (urgences) :033 11 890 58 /
22 279 79
HOMI Soavinandriana :22 397 51
Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21
HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17
Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54
Ambulances municipales :22 200 40
Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) /
Airtel :03 35 47 / Orange :032 32 3547
Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/
22 225 66
Police : Hôtel Central de Police :
17 / 22 227 35 /22 357 09
1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54
2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30
4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48
6°Ambohimanarina :22 225 52
7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25
Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /
22 674 83 na 84
GIR : 22 227 35
Gazetim-baovao�miseho�intelo�
isan-kerinandroVidiny:�300�Ar
Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo
TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.
034 79 07600
MPANAO�GAZETY
Politika:Isambilo: 033 24 783 65
Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55
Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88
Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53
Beharo : 032 02 557 89
Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69
Mailaka:[email protected]
NATONTAN’NYImprimerie�de�la�RN7
Fametrahana 1182-07-2021Isan’ny natonta: 10 000
Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso
raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny
tompony
Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)
bL = Bory Loha
bR = Bory Rambo
MIV = Mivadika
MIK = Mikorontana
Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny
tenim-paritra
Ohatra : Valy = Vady
N° 355
Mitsivalana- Varahina- Alefa – La(miv)- Lahy – Ory- Omena –
Ak(o)- Sotasota- Roa (miv)- Liana (miv) –AR
Mitsangana- Valosoa
- Alamo
- Rehetra
- Afina
- Ha – Lasa (miv)
- OO
- Naratra
- Alika
VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00335544))
BEHARO A B D E F G H I J K
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Mitsivalana
1. Zava-mahadomelin – Naoty 2. Mari-drefy – Marika (miv)3. Nanolorana 4. Reraka – Mampitovy ny rano sy tany 5. Miahy sy manolo 6. Solfa – Fisotro 7. Nisy fanampiny –Maharitra 8. Mamoha tampoka (miv) – 9. Asa tànana (miv) –Mamarana ny teninay 10. Heloka – Taranja fianarana
Mitsangana
A. Fanafody azo amin’ny taolana b. Minitra maromaro – Na-mana sy tapaka (miv) D. Naka tsy niera E. Namarana (BR)F. Ray Tsitoha (miv) – Voankazo (BR) G. Alanay H. Mora ba-taina – Teny mandrara I. Zanak’i Dada – Loko (miv) J. Ka-poka – Simba sy masiso (miv) – Matanjaka K. Mampalazany fahavaratra – Miantso
Mitsivalana
1. Fanalahidy 2. Bala (miv) – Noa 3. Katolika 4. Ikoto (miv) – II 5. Ni-latsaka 6. Kary 7. Latsabato 8. Otra– Ony 9. Niakaranao 10. Ha (miv) –Anio – TT
Mitsangana
A Fokonolona B. Aty – Hita (miv) D.Na-tolotra E. Aloka – Saka F. Lalitra – ANG. Aby – Bory H. Kiaka – Ao I. Nota-kianay (miv) J.Do – Tanora (miv) K. Iray– Toy (miv)
Valiny Teny mifanaraka 0354
Fandriana
Fanekena
Eny amin’ny lanitra
Karatra
Todika (miv)
Iray
Ny mety sy
sahaza
Mpanoritra
Nahatazana
Tao
FFKM
Vorona (BR)
Tsy marina(miv)
Ho vitaina(miv)Naoty
Karazan-kira
Tady
Nisintaka (BR)
Toherina (miv)
Esotra
TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 355
Fitaterana sy fifamoivoizana
Mety hampidi-doza ny fandanjanakamiao ao Ambatolampy
TSENAbEN’NY FIzAHANTANY
Mandritra ny hateloana etsy amin’nyzaridaina Antaninarenina
Maro ireo toerana kanto mahasarika olona eto Madagasikara.
Nanamarika ireo mpitatitra mampiasa kamiao na fiaravaventy eto amintsika, raha tafaresaka tamin’ny mpa-nao gazetin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao, fa metyhampidi-doza ny fandanjana fiara vaventy ao Ambato-lampy faritra Vakinankaratra, satria fiakarambe izanytoerana izany raha avy aty Antananarivo, mihazo ny la-lampirenena faha-7 mianatsimo. Mety hiseho ny lozahoy ireo mpitatitra amin’ny fiakarana an’Ambatolampy,satria tsy vitsy izay kamiao nitambotsitra niverina izaytato ho ato rehefa tena feno entana izy ireny, mety tsyhahatana intsony ny hisatra, ka mety hiteraka loza ma-hatsiravina, ka hanairan’izy ireo ny tompon’andraikitrany ho famindrana io toeram-pandanjana ao Ambato-lampy io amin’ny toerana lemaka amin’iny RN7 inyihany. Miresaka ity lalampirenena faha-7 ity ihany, ita-rainan’ireo mpitatitra sy ny mpampiasa izany lalanaizany koa ny faharatsiany, manimba ny fiara hoy izyireo, mampitombo ny solika ampiasaina koa, noho nyfotoana be lany amin’izay faharatsian’ny lalana izay.
Niaina
Ny fiakarana ao amin’ny toeram-pandanjana fiara vaventy ao Ambatolampy.
PHARMACIES DE GARDE
03/07/2021 hatramin’ny
10/07/2021
- MANJAKARAY (Lot II D Ter
Manjakaray) 020 22 456 78 /
032 12 456 78
- ANKADIFOTSY (Ankadi-
fotsy) 020 22 222 07 / 034 22
222 07 / 033 85 991 20 / 032
24 705 51
- TANA (Antsahavola) 020 22
207 17 / 033 05 207 17 / 034
05 207 17 / 032 05 207 17
- ANALAKELY (En face TA-
HALA RARIHASINA) 020 22
236 81 / 033 90 338 34 / 034
48 788 96
- MAHASOAVA (Près BNI
Antsakaviro) 020 22 329 85
Mpiandryraharaha