fisy magazay teknika fitehirizam-bokatraasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_ftk... ·...

4
Tsy mahomby ny fitahirizana ny voa- maina raha tsy misy fepetra raisina ; inona ary no tokony hatao ? Ny magazay dia mety ho trano vato fa mety ho vita amin’ny tany manga ihany koa. Mandritra ny fametrahana ny ma- gazay fitehirizam-bokatra dia mila fidina tsara ny toerana ametrahana azy : toerana azo aleha sy tsy misy manakantsakana, manakaiky ny mpampiasa azy mba hanamora ny fanaraha-maso ny tahiry, toerana ivezivzen’ny rivotra (tsy voahodidina hazo lehibe) sady tsy azon-drano. Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRA Tafo afaka miaro amin’ny orambe sy mitsivaka (arahi-maso mialoha ny fahavaratra). Tsy mitahiry vokatra mivantana eo ambony tany: mila asiana rapaka na lampy (ataovy malama mba hanamora ny fanadiovana). Fitodihana Andrefana Atsinanana Atsimo Avaratra Magazay Andrefana Atsinanana Toerana fanahazana Tanim-boly Tanana Magazay Toerana famatrarana Sanasana Fivezivezen’ny rivotra Tany sola Lampy, rapaka varavarana Fialohan’ny tafo

Upload: others

Post on 21-Sep-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk... · 2017. 9. 21. · Ny sofin’ny gony dia mipetraka anelanelan’ny antonta. Tsy

Tsy mahomby ny fitahirizana ny voa-maina raha tsy misy fepetra raisina ;

inona ary no tokony hatao ?

Ny magazay dia mety ho trano vato fa mety ho vita amin’ny tany manga ihany koa.

Mandritra ny fametrahana ny ma-gazay fitehirizam-bokatra dia mila fidina tsara ny toerana ametrahana azy : toerana azo aleha sy tsy misy manakantsakana, manakaiky ny mpampiasa azy mba hanamora ny fanaraha-maso ny tahiry, toerana ivezivzen’ny rivotra (tsy voahodidina hazo lehibe) sady tsy azon-drano.

Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRA

Tafo afaka miaro amin’ny orambe sy mitsivaka (arahi-maso mialoha ny fahavaratra).

Tsy mitahiry vokatra mivantana eo ambony tany: mila asiana rapaka na lampy (ataovy malama mba hanamora ny fanadiovana).

Fitodihana

AndrefanaAtsinanana

AtsimoAvaratra

Magazay

Andrefana Atsinanana

Toerana fanahazana

Tanim-boly

Tanana

Magazay

Toerana famatrarana

Sanasana

Fivezivezen’ny rivotra

Tany sola Lampy, rapaka

varavarana

Fialohan’ny tafo

Page 2: Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk... · 2017. 9. 21. · Ny sofin’ny gony dia mipetraka anelanelan’ny antonta. Tsy

Fiarovana tsara indrindra : fahadiovan’ny ma-gazay sy ny manodidina azy.

Alohan’ny fandraisana ny tahiry ao amin’ny magazay fitehirizam-bokatra, ny rindrina, tany sy ny palety na talatalana dia tokony ho diovi-na araka ny tokony ho izy. Ny fako noraofina avy tao anaty magazay dia dorana.

Fanadiovana ny magazay

NETTOYAGE, ENTRETIEN, PRECAUTIONS SANITAIRES

Ny fampiasana fanafody simika hitsaboana ny ma-gazay hiadivana amin’ireo fahavalo maro samy hafa dia tsy ankatoavin’ny sam-pandraharaha mikarakara ny fambolena sy fiompiana (DRAE).

Fanaraha-maso ny voa mandritra ny

fandraisam-bokatra

Mandritra ny fandraisam-bokatra ao amin’ny magazay, ny mpitantana dia :

✓ mijery ny fahadiovan’ny voa (tahan’ny fahadiovana: mololo, fasika, fako hafa),

✓ mandrefy ny tahan’ny hamandoana (fitaovam-pandrefesana hamandoana, andrana amin’ny alalan’ny sira)

✓ mandanja ny vokatra

✓ mandray antsoratra ny antotan’isa anaty kahie fandrai-sam-bokatra

Ady amin’ireo mpamongotra na fahavalo

Satria ireo fahavalo na ireo biby kely dia tsy tia tabataba sy tia toerana maizimai-zina, dia tsy maintsy ampidiran-drivotra matetika ny magazay ary arahina maso ny antonta (gony) farafahakeliny in-dray isan-kerinandro.

Ny fomba ahafahana mametra sy miaro amin’ny fahasimbana haterak’ireo biby mpikiky, ny vorona ao anaty ny magazay dia ny fanakanana ny lalana azony idira-na (amin’ny alalan’ny varavara sy varava-ran-kely). Izany hoe ny biby mpikiky dia tokony tsy afaka hiditra amin’ny sanasana na loaka mihidy.

TANDREMO

Ny magazay zay natokana hitehirizana ny vokatra ha-tao sakafo dia tsy azo itehi-rizana zezika na fanafody simika, sns.

Zezika simika

Fanafody simika

Vokatra hatao sakafo

Page 3: Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk... · 2017. 9. 21. · Ny sofin’ny gony dia mipetraka anelanelan’ny antonta. Tsy

FIPETRAKIN’NY VOKATRA TEHIRIZINA

Ny gony dia apetraka ambony palety

VaryKatsaka

Voanemba

> 50 sm

> 50 sm

> 50 sm

10-15 sm

Ny gony dia apetraka ambony palety na talatalana na lafika hafa (ahavony: 10 na 15 cm miala amin’ny tany) ;

Fipetrakin’ny palety

Eo ambony palety na talatalana tsirairay dia misy antontam-bokatra tsy mifangaro (vary, katsaka, ...), anaty gony mitovy habe (50, 100kg), mitovy ihany koa ny akora nanamboarana ny gony (jute, nilô, fonosana telo so-sona, sns).

Elanelanina «50 cm» ny antonta mba ahafahana mandeha sy manakatra ny antonta rehetra (rehefa hanaramaso, hanadio, na hamoaka ny vokatra).

> 50 sm

> 1 m

Hahavon’ny antonta: arakarakin’ny akora nanamboarany ny gony (raha gony paka = tsy dia malama loatra).

Ny elanelan’ny ny tafo sy ny antonta dia 1 m farafahakeliny.

Ny gony dia mipetraka amin’ny toerana miala 50 cm ny rindrina.

Manoloana ny varavarambe, dia asio lalana lehibe mitovy amin’ny sa-kan’ny varavarana manelanelana ny antonta (tsy asina vokatra tehirizina amin’io lalana io).

Velarana azo ampisaina = 70 na 80% ny velaran’ny trano fitehirizana.

Ny gony dia ampifanindrina toy izao : lamaka voalohany mipetrana manaraka ny anadavany gony, lamaka faha-roa mifanohitra amin’ny zay, izany hoe manaraka ny sa-kany gony, tohizana hatrany hatrany.

Ny sofin’ny gony dia mipetraka anelanelan’ny antonta. Tsy misy kitapo na agony lehibe mipetraka ambony ki-tapo kely (olana: mety hianjera ny antonta).

Page 4: Fisy MAGAZAY Teknika FITEHIRIZAM-BOKATRAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk... · 2017. 9. 21. · Ny sofin’ny gony dia mipetraka anelanelan’ny antonta. Tsy

Ny tetikasa ASARA dia tanterahin’ny :

www.asara-aina.eu

Conc

eptio

n: D

. Dia

ncou

mba

. Illu

stra

tions

/gra

phism

e : G

. Mor

in. S

ourc

e : F

AO.

≈ 3

m

≈ 5 m

≈ 7 m

≈ 5

m

>50 sm

>1 m

FANDAHARAN’ASA EROPEANAHOAN’NY ADY AMIN’NY TSY FAHAMPIANA SY TSY FANJARIAN-TSAKAFO

AO AMIN’NY FARITRA ATSIMO SY ATSIMO ANTSINANAN’NY MADAGASIKARA

Ny Vondrona Eoropeana sy Madagascar: fiaraha-miasa mavesa-danja Ity Fandaharan’asa ity dia notohanan’ny vondrona

Eropeana ara-bola

Ny Tetik’asa ASARA dia arindran’ny USCP

Tapany

Tafo

Vovonana vy fotsy

Haratra vita amin’ny hazo

Rarin-tariby ho fampidiran-drivotra

jery amin’ny alalan’ny drafitra