fanompoan'ny diakona

42
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA FITANDREMANA FJKM AMBOHITANTELY FIOFANANA DIAKONA SY LOHOLONA FANOMPOAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA -----------0------------ AO AMIN’NY FIANGONANA SY AO AMIN’NY FJKM ALAHADY 07 JONA 2015 Mpandahatra : RABENANTOANINA Philibert Mpit. Prezida Synodaly

Upload: ary-raoloson

Post on 02-Aug-2015

80 views

Category:

Spiritual


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Fanompoan'ny diakona

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARASYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA

FITANDREMANA FJKM AMBOHITANTELY FIOFANANA DIAKONA SY LOHOLONA

FANOMPOAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA

-----------0------------ AO AMIN’NY FIANGONANA SY AO AMIN’NY FJKM

ALAHADY 07 JONA 2015

Mpandahatra: RABENANTOANINA Philibert Mpit. Prezida Synodaly

Page 2: Fanompoan'ny diakona

DRAFITRY NY FAMPIANARANA

1 – DIAKONA SY LOHOLONA IZA MOA AHO ?

2 – IREO FANOMPOANA MIANDRY3 – FOMBA FIASA MAHOMBY .4- VALIMPITIAN’NY MPANOMPO

MAHATOKY

Page 3: Fanompoan'ny diakona
Page 4: Fanompoan'ny diakona

MAHAY MANDRESY LAHATRA SY MAHARESY LAHATRA

• Mahay mifandray amin’ny hafa.• Mahaliana ny zavatra lazainy• Iainany izay lazainy fa tsy teny fotsiny• Marina sy azo antoka ny voalazany • Mahateho tia ny fihetsiny ,ny

fombany ,fitafiny• Mahomby ny asa ataony sy ny heviny.• Mamelona fanantenana vaovao.

Page 5: Fanompoan'ny diakona
Page 6: Fanompoan'ny diakona
Page 7: Fanompoan'ny diakona
Page 8: Fanompoan'ny diakona
Page 9: Fanompoan'ny diakona

II - FANOMPOANA MIANDRY

• MITORY NY FILAZANTSARA

• MIZARA NY SAKRAMENTA

• MAMPIANATRA SY MITAIZA

Mat 28 /19,20

Page 10: Fanompoan'ny diakona

1- MISSION NAMPANAOVIN’I JESOA

Page 11: Fanompoan'ny diakona

A - HITORY NY FILAZANTSARA

• Tsy afaka hino fotsiny amin’izao ny olona raha tsy misy mitory aminy ( Rom.10/14 ) .

• Ny Finoana dia teraka avy @ TORITENY Rom.10/17 ;ny toriteny dia tenin’Andriamanitra avy @ Soratra Masina manambara ny famonjen’i Jesoa .

Page 12: Fanompoan'ny diakona

Milaza ny vaovao Mahafaly

Page 13: Fanompoan'ny diakona

B -MANOLOTRA NY SAKRAMENTA

• Izay resy lahatra sy niova fo tamin’ny Fandrenesana ny Tenin’Andriamanitra dia nanaiky hatao BATISA ho isan’ny zanak’Atra

• Manatona ho Mpandray fanasan’ny Tompo (sakafo iraisan’ny Mpino ) Jao .6/53-58 .

• Adidin’ny Fiangonana no manolotra ireo raha tsy izany mangatsiaka ny finoan’ny olona

Page 14: Fanompoan'ny diakona

Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay Jao.6/54

Page 15: Fanompoan'ny diakona

D-MAMPIANATRA SY MITAIZA

• Mampianatra azy hitandrina izay nandidiako anareo Mat.28/20

• Tsy vitan’ny hoe mitory dia vita na izarana ny Sakramenta dia ampy fa mila ampianarina sy tezaina isan’andro .

• Tarihina ho any @ lalana tsara tsy hivily any amin’ny lalan-diso ary manoro sy mitarika @ Tokony hatao isan’andro

Page 16: Fanompoan'ny diakona
Page 17: Fanompoan'ny diakona

III - FOMBA FIASA MAHOMBY

• FIOMBONANA FENO @ Atra Tompon’ny asa• Fiaraha-miasa amin’ny namana .• Manaraka ireo fitsipika sy lamina iombonana• Manana finiavana sy fahazotoana• Be fitiavana sy Finoana .

Page 18: Fanompoan'ny diakona

Izay manaraka Ahy tsy mba handeha @ maizina fa hanana ny fahazavan’aina

Page 19: Fanompoan'ny diakona
Page 20: Fanompoan'ny diakona
Page 21: Fanompoan'ny diakona

Mitarika eo aloha fa tsy any aoriana

Page 22: Fanompoan'ny diakona

NY DIAKONA SY LOHOLONA MAHATOKY DIA MIEZAKA HATRANY HO TONGA ANY @ TANJONA

Page 23: Fanompoan'ny diakona
Page 24: Fanompoan'ny diakona

DIAKONA SY LOHOLONA MISIONERA

• Ny misiona na iraka dia miantefa any @ ireo olona mila vonjy . Koa ny Fiangonana MISIONERA izany dia mitodika any ivelany fa tsy ao anatiny ihany . Noho izany dia tezaina ho lasa Misionera ny Kristiana .

• Misy Andry lehibe 05 ny maha –Fiangonana Misionera dia ireto :

Page 25: Fanompoan'ny diakona

Andry O5 Maha Fiangonana Misionera

• 1 Fiainam-panahy

• 2 Fitomboana

• 3 Fiombonana

• 4 Fitoriana ny Filazantsara

• 5 Fiheverana ny maha olona .

Page 26: Fanompoan'ny diakona

I - FIAINAM-PANAHY :

Ny fahateraham-baovao : Ateraka aloha vao afaka miroso @ fiainana iray .Mibebaka ,

Manapa-kevitra handray ny Tompo ,manokatra ny fo ,mampandroso an’i Jesoa . Ny Fg Misionera dia mitarika ny olona hanapa-kevitra handray an’i Jesoa .Fanompoam-pivavahana velona sy miaina :mampihaona ny olona @ Atra ,mitarika ny olona handray anjara (acteur) fa tsy mpitazam-potsiny (spectateur) mirindra misy fiadanana .

Page 27: Fanompoan'ny diakona

Fanompoam-pivavahana misy aim-panahy sy manome voninahitra an’Andriamanitra .

Page 28: Fanompoan'ny diakona

II - FITOMBOANA • FITOMBOANA AMIN’NY :• Fianarana Soratra Masina :2 Tim.3/14-17• Amin’ny Fahamasinana Rom6/15-19 .• Amin’ny finoana . Fitiavana• Amin’ny fiainam-bavaka :• FITOETRA (culte personnel)Fihaonanao irery@Tompo

ao an’efitrano.• FITOANTOKA (culte familial)Fihaonana @ Tompo ao

antokantrano .• FITIA KRISTIANA Fihaonan’ny Iray Toerana sy Iray Asa .

Page 29: Fanompoan'ny diakona

Miara-mianatra sy mandinika S.M

Page 30: Fanompoan'ny diakona

Lioka 10:19

Indro efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka

Sy handresy ny hery rehetra ananan’ny fahavalo ianareo ka

Tsy hisy hampaninona anareo akory.

Page 31: Fanompoan'ny diakona

III – FIOMBONANA

Page 32: Fanompoan'ny diakona
Page 33: Fanompoan'ny diakona

FIAINANA NY FIOMBONANA • Mifampahery amin’ny alalan’ny teny

mifampiresaka (se parler)mifankahita (se voir)• Mifampizara ny olana sy ny fifaliana • Mifanampy (s’entraider) tsy @ teny ihany fa @

asa koa Rom15/27 • Miara-manompo Fil.1/27 b • Mivelona @ Fitiavana • Tena iray = Tenan’i Kristy I Kor 12/13.• FIOMBONANA @ Atra sy ny OLONA ( jereo ny

fiainan’ny mpanompon’Andriamanitra )

Page 34: Fanompoan'ny diakona
Page 35: Fanompoan'ny diakona
Page 36: Fanompoan'ny diakona

NY FAHAIZAN’NY EKIPA MIARAKA

Page 37: Fanompoan'ny diakona

IV- FITORIANA NY FILAZANTSARA

• Ny fiainanao iray manontolo dia fitoriana ny Filazantsara :teny ,asa,fitondrantena,sns…

• Aseho @ fotoana rehetra ;@ toerana rehetra ;@zavatra rehetra (tranga ,atao …) .Misionera avokoa ny olona rehetra eo amin’ny andraikitra nametrahana azy .

• Tafika Masina : Ho lazaina ny famonjen’i Jesoa mandra-pihaviny eny @ rahon’ny lanitra .

Page 38: Fanompoan'ny diakona

FANIRAHANA MISIONERA

• Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina no maniraka ny Mpaminany ,ny Apostoly , Fiangonana ,ireo Misionera tonga teto M/kara.

• Ianao ;isika ihany koa irahiny ka • Vonona ve ianao ? Omàny ary ireto :• Olona ,vola,fotoana,fitaovana

samihafa,tetikasa .• Finoana ,Fitiavana ,fanetrentena ,fahazotoana,h

afanam-po ,fifaliana …

Page 39: Fanompoan'ny diakona

V -FIHEVERANA NY MAHA-OLONA

• Tsy afaka misaraka @ fanambarana ny Teny ny fiahiana ny maha olona .

• oh: Fanampiana tranga manokana Mat5/42• Traboina @rano,voaendaka Lio.10/25-37• Fanofanana ny olona hamorona asa hiala @

fahantrana,fahasalamana ,tsy hian-kindoha,na hangata-dava;manangana centre d’ecoute ,centre d’accueil .

• Fijoroan’ny Fg eo @ Fiainam-bahoaka (temoignage de presence )

Page 40: Fanompoan'ny diakona

ANDRAISANA VALIMPITIA

• Andraisam-pitahina ety an-tany hafa ny manompo sy ny tsy manompo

• Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino• Tsy foana tsy akory ny Fikelezanareo aina ao

amin’ny Tompo .• Ny asany manaraka azy • Aoka ho mahatoky dia omeko anao ny

satroboninahitrra Fiainana

Page 41: Fanompoan'ny diakona

Misaotra anao naharitra nihaino e!

15/04/2023 41

Pasteur Rabenantoanina

PhilibertTel:03255 19111

Page 42: Fanompoan'ny diakona

Misaotra anao nihaino !