lesona 12 hatao ny 21 martsa, 2020 ireo mpanjaka persiana telo nanaraka an'i kyrosy dia...
Post on 20-Jun-2020
3 Views
Preview:
TRANSCRIPT
Lesona 12 hatao ny 21 Martsa, 2020
Persia. Daniela 11:1-2
Grisia. Daniela 11:3-4
Ptolémée sy Séleucos. Daniela 11:5-14
Roma Imperialy. Daniela 11:15-28
Roma Papaly. Daniela 11:29-39
Ny Andro Farany. Daniela 11:40-45
Fahitana1
Fahitana2
Fahitana3
Mediana-Persiana 7:5 8:3-4 11:2
Grisia(Alexandre le Grand)7:6
8:5-7 11:3
Nizarazara i Grisia 8:8 11:4-14
Roma Imperialy 7:7 8:9-11 11:15-28
Roma Papaly 7:8 8:12 11:29-39
Ny Andro Farany 7:13-14 8:13-14 11:40-45
Ny Fiaviany Fanindroany 7:27 8:25 12:1-3
Fahitana telo no nasehoan'i Daniela teoanelanelan'ny taonavoalohany nanjakan'iBelsazara sy ny taonafahatelo nanjakan'iKyrosy.
Ny fahitana tsirairay diamisy tsipiriany bebe kokoahatrany mihoatra noho nyteo aloha. Manazava nyfanandraman'nyvahoakan'Andriamanitraisaky ny vanim-potoanaeo amin'ny tantara izyireny.
Ho mazava amintsika ny fanoritsoritana ny tantara ao amin'nyDaniela 11 rehefa mandinika ny fomba mampifandray ireo fahitanatelo ireo isika.
Nasehon'i Gabriela an'i Daniela fa Andriamanitra no mifehy io vanim-potoana ara-tantara io (10:13, 20; 11:1). Avy eo, dia nohazavainy azy izay hitrangamanaraka.
Ireo mpanjaka Persiana telo nanaraka an'i Kyrosy diaCambyse, Smerdis ary Dariosy. Ny fahefatra dia iKsersesy (Mpanjaka Ahasoerosy ao amin'ny bokin'iEzra sy Estera).
Nanafika an'i Grisia i Dariosy, saingy resy taoMarathon. Nankany Athènes i Ksersesy, saingy resykoa izy.
Mitovy amin'ny faminanian'i Amosa ny fampidiranaan'ireo mpanjaka ireo. Ao amin'io faminaniana io, dia namela fahotana telon'ny fanjakana irayAndriamanitra, nefa kosa nanasazy ny fahotanafahefatra.
Cambyse
Ksersesy
Dariosy Smerdis
Nanambatra hery ny fanjakana Grika hiatrehanaan'i Ksersesy. Tonga firenena matanjaka izaynandresy an'i Persia i Grisia 150 taona taorian'izao.
Nanambatra an'i Grisia sy Makedonia i Philippe de Macédoine. Ny zanany lahy–Alexandre Le Grand–dia nanomboka ny fanafihana an'i Persia tamin'ny334 BC. Saika babony avokoa ny ampira Persianarehetra rehefa maty izy tamin'ny 323 BC.
Voazarazara ho fanjakana lehibe efatra nyfanjakany: ny ampira Séleucides, ny fanjakanaPtolémaique, ny fanjakana Greco-Bactrien(Cassandre) ary ny fanjakana Indo-Grika(Lysimaque).
Andriamanitra no mifehy ny tantara. Nambaranytaon-jato mialoha ireo toe-javatra ireo.
CassandreLysimaque
SéleucosPtolémée
Ny mpanjakan'ny avaratra sy ny mpanjakan'ny atsimo dia maneho mpanjaka syfanjakana samihafa hatramin'ny Andro Farany. Noho izany, dia miova arakarakyny toe-javatra aseho izy ireo.
Tamin'ny voalohany, ny mpanjakan'ny atsimo dia nytaranaky ny mpanjaka Ptolémée (Egypta), ary nympanjakan'ny avaratra dia ny taranaky ny mpanjakaSéleucos (Syria). Palestine–ilay tany nampanantenaina ho an'ny Jiosy–dia teo anelanelan'ireo fanjakana roa ireo.
Antiochos IV Epiphane dianiezaka hanova an'i Israelyho grika. Nikomy nanohitraizany ny Maccabées, arynanao sonia fifanarahanahifanampy i Israely sy Roma. Antiochos IV
Ampira Séleucides
Ampira Ptolémaique
Palestine
“ary ireo miaramila toy ny safotra no hindaosina hiala eoanatrehany sady ho resiny mbamin'ny andriana vita
fanekena aminy koa.” (Daniela 11:22)
Maro amin'ireo olona sy tranga niseho teo amin'ny ampira Romana tamin'ny andron'i Jesosy no voambara:
“iray izay handefampitaky hetra” (and.
20 DIEM). AogostoKaisara: ny
fanisan'olona nasainynatao no nampifindra
an'i Josefa ho anyBetlehema.
“olona famingavinga” (and. 21). Tiberiasy:
tamin'ny fanapahanyno nanomboana an'iJesosy teo amin'ny
hazo fijaliana.
“ho resinymbamin'ny andrianavita fanekena aminy.”
(and. 22). Tsyfirenena intsony
Israely nanombokatamin'ny 70 AD.
Daniela 11:27-28 dia manoritsoritra ny fitomboan'ny Fiangonana nanomboka tamin'nynanjakan'i Constantin. Saingy, ny fiovan'i Roma Jentilisa ho lasa Roma Papaly dia tsytanteraka raha tsy tamin'ny 538 AD, “fa ny farany dia ho amin'ny fotoana ihany.”
RO M A PA PA LY
Niova ny mpanjakan'ny avaratra. Maneho fahefana ara-politika sy ara-pivavahana izy izao: ilay “tandroka kely” dia te-hisandoka ny toeran'Andriamanitra (11:36; 7:25; 8:12).
Rava ny Fitoerana Masina, nesorina ny fanatitraisan'andro ary tonga ny fahavetavetanamahatonga fandravana (11:31; 8:11). Izany rehetraizany no notanterahin'i Roma imperialy sy nyfanahafihana ny Fitoerana Masina any an-danitraizay nataon'i Roma Papaly (Matio 24:3, 15; Lioka21:7, 20).
Ny famelezana nyvahoakan'Andriamanitra “ho amin'nyfotoana ihany” (and. 35) dia ilayfanenjehana izay naharitra 3 taona sytapany teo anelanelan'ny 538 AD sy 1798 AD. Novonoina ny Kristiana (and. 33) aryny sasany nohafahana (and. 34).
(Daniela 11:32)
Ny faran'ny andro (and. 40) dia manomboka ny 1798 AD. Namely ny fitondrana papaly i France ka nanesotra ny fahefanyara-politika nandritra ny fotoana voafetra. Apokalypsy 11:8, diamaneho an'i France ho Egypta: fahefana tsy minoan'Andriamanitra.
Raha vao sitrana ny feriny (Apok. 12:17; 13:3), dia namely nySisa izay asehon'ny “tany mahafinaritra” (and. 41), Ziona (Apok. 14:1) ny mpanjakan'ny avaratra.
Maro no hikambana amin'ny Sisa (Edoma, Moaba, Ammona, and. 41) mandritra ny fitoriana ilayhafatra telo sosona (Apok. 14:6-12).
Ary, hikambana amin'ny fahavalony hanao fanekenatelo ny mpanjakan'ny avaratra (and. 43; Apok. 16:13). Hanambatra vahoaka marobe izy ireo (ranomasina) hanafika ny Sisa. Saingy, ho ringana izy amin'nyFiavian'i Jesosy fanindroany (and. 45; Apok. 16:15-21).
“Izay rehetra nambaran'Andriamanitra mazava
tsara momban'ny tantara tamin'ny alalan'ny
faminaniana fa ho tanteraka tamin'ny lasa dia
tanteraka avokoa. Ary izay rehetra mbola ho avy
dia ho tanteraka araka ny filaharany ihany koa.
Daniela, mpaminanin'Andriamanitra, mijoro eo
amin'ny toerany. Jaona mijoro eo amin'ny toerany.
Ao amin'ny Apokalypsy, ilay Liona avy amin'i Joda
dia manokatra ny faminanian'i Daniela ho an'ny
mpianatra, ary izany no ijoroan'i Daniela eo
amin'ny toerany. Mijoro vavolombelony izy, dia
izay nambaran'ny Tompo taminy tamin'ny fahitana
ny amin'ireo toe-javatra lehibe sy miezinezina izay
tsy maintsy fantatsika raha mijoro amin'izao
fotoana indrindra hahatanterahany izao isika.”
E.G.W. (Selected Messages, vol. 2, tk. 12, p. 109)
top related