1-arahaba ry noelysekolyalahadymontpellier.com/documents/noely_2_2017.pdf · falifaly zany foko...

9
1-Arahaba ry Noely Arahaba ry noely fety maminay Fa ny foko zazakely no voavotanao Olo-maro no maniry mba haharatanay, Nefa izy lasa re, tsy afaka nanao hoe : Haleloia, sy hosana Arahaba sarasara ry Noely Ry Noely tongasoa !! Ny filazan-tsara soa. Arahaba ry noely fety maminay Fa ny foko zazakely no voavotanao Olo-maro no maniry mba haharatanay, Nefa izy lasa re, tsy afaka nanao hoe : Haleloia, sy hosana Arahaba sarasara ry Noely Ry Noely tongasoa !! Ny filazan-tsara soa. Falifaly ‘zany foko Miramirana ny saina F ‘efa tojo andro soa isika velon’aina. Efa tojo andro soa isika velon’aina. Falifaly ‘zany foko Miramirana ny saina F ‘efa tojo andro soa isika velon’aina.

Upload: others

Post on 28-Jul-2020

11 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

1-Arahaba ry Noely

Arahaba ry noely fety maminay

Fa ny foko zazakely no voavotanao

Olo-maro no maniry mba haharatanay,

Nefa izy lasa re, tsy afaka nanao hoe :

Haleloia, sy hosana

Arahaba sarasara ry Noely

Ry Noely tongasoa !!

Ny filazan-tsara soa.

Arahaba ry noely fety maminay

Fa ny foko zazakely no voavotanao

Olo-maro no maniry mba haharatanay,

Nefa izy lasa re, tsy afaka nanao hoe :

Haleloia, sy hosana

Arahaba sarasara ry Noely

Ry Noely tongasoa !!

Ny filazan-tsara soa.

Falifaly ‘zany foko

Miramirana ny saina

F ‘efa tojo andro soa isika velon’aina.

Efa tojo andro soa isika velon’aina.

Falifaly ‘zany foko

Miramirana ny saina

F ‘efa tojo andro soa isika velon’aina.

Page 2: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Efa tojo andro soa isika velon’aina

Arahaba ry noely fety maminay

Fa ny foko zazakely no voavotanao

Olo-maro no maniry mba haharatanay,

Nefa izy lasa re, tsy afaka nanao hoe :

Haleloia, sy hosana

Arahaba sarasara ry Noely

Ry Noely tongasoa !!

Ny filazan-tsara soa.

2-Enfants de Palestine !!

Enfant de Palestine, ou enfant d'Israël

D'Amérique ou de chine, en ce jour de Noël

Que ton regard se pose, sur la terre ou le ciel

Ne retiens qu'une chose, il faut croire à Noël

Matin couleur de cendre, ou matin d'arc-en-ciel

Qu'importe il faut attendre en ce soir de Noël

Que les fusils se taisent et répondent à l'appel

De cette parenthèse, qui s'appelle Noël

Enfant de Palestine, ou enfant d'Israël

D'Amérique ou de Chine, en ce jour de Noël

Que ton regard se pose, sur la terre ou le ciel

Ne retiens qu'une chose, il faut croire à Noël

Page 3: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Un jour viendra peut-être, un jour au gout de miel

Ou l'on verra paraitre un oiseau dans le ciel

Aux plumes de lumières un oiseau éternel

Colombe pour la terre, un oiseau de Noël

Enfant de Palestine, ou enfant d'Israël

D'Amérique ou de Chine, en ce jour de Noël

Que ton regard se pose, sur la terre ou le ciel

Ne retiens qu'une chose, il faut croire à Noël

Enfant de Palestine, ou enfant d'Israël

D'Amérique ou de Chine, en ce jour de Noël

Que ton regard se pose, sur la terre ou le ciel……

Ne retiens qu'une chose, il faut croire à Noël

3-Miravoa

Miravoa , mitsikia fa tonga ilay Mesia

Hamonjy ahy, hamonjy anao, hamonjy izao tontolo izao

Miravoa, mitsikia fa tonga ilay Mesia

Hamonjy ahy, hamonjy anao, hamonjy izao tontolo izao

Fa tiany ianao, tsy foiny ianao

Fa tiany ianao, tsy foiny ianao

Fa tiany ianao, tena tiany , maminy

Fa tiany ianao, Jeso tia anao.

(Interlude)

Miravoa , mitsikia fa tongan ilay Mesia

Hamonjy ahy, hamonjy anao, hamonjy izao tontolo izao.

Maravoa, mitsikia fa tongan ilay Mesia

Hamonjy ahy, hamonjy anao, hamonjy izao tontolo izao.

Fa tiany ianao, tsy foiny ianao

Fa tiany ianao, tsy foiny ianao

Page 4: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Fa tiany ianao, tena tiany , maminy

Fa tiany ianao, Jeso tia anao.

Miravoa , mitsikia fa tongan ilay Mesia

Hamonjy ahy, hamonjy anao, hamonjy izao tontolo izao.

FIN.

4-Canon de noël

N N Voici venir les rennes. O O Nous aurons des cadeaux. E E Les enfants sont joyeux. L L C’est le soir de Noël Noël, Noël, N, O ,E, L. Noël, Noël, N, O ,E, L

N N Voici venir les rennes. O O Nous aurons des cadeaux. E E Les enfants sont joyeux. L L C’est le soir de Noël Noël, Noël, N, O ,E, L. Noël, Noël, N, O ,E, L

5-NOELY

Isaorantsika Andriamanitra Ray Nahatrarantsika ny noely indray Isaorantsika Jesoa’Lay be fitia

‘Lay famonjena izay mino ety Fa zovy moa no mendrika amintsika izao Fa iza koa no tsy miandran-dra famindrampo

Fa Noely no hifalianay

Eny Noely no tratranay indray

Tena Noely ho ahy sy ho anao koa Eny Noely : FAMONJENA ho anao

Isaorantsika Andriamanitra Ray

Nahatrarantsika ny noely indray Isaorantsika Jesoa’Lay be fitia ‘Lay famonjena izay mino ety

Fa zovy moa no mendrika amintsika izao Fa iza koa no tsy miandran-dra famindrampo

Page 5: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Fa Noely no hifalianay Eny Noely no tratranay indray

Tena Noely ho ahy sy ho anao koa Eny Noely : FAMONJENA ho anao

RAP KADER Fa faly ‘zahay noho ‘ty andro ity

Tena faly ka misaotra anao ray be fitia Fa tonga ny noely ho an'ny be ho an'ny kely

Faly sy mitsaoka miarak’amin’ny Anjely Mitsangana ianao andao anao hira ‘mpifaliana

Dia hitehaka sy andiha Hi-hika tsy hangina Ndao ry zoky ndao ry zandry dada neny matokia Efa Tonga ho anao Jesoa ilay mesia

Fa zovy moa no mendrika amintsika izao Fa iza koa no tsy miandran-dra famindrampo

Fa Noely no hifalianay Eny Noely no tratranay indray

Tena Noely ho ahy sy ho anao koa Eny Noely : FAMONJENA ho anao

798 - Izahay zazakely manatona Anao

1. Izahay zazakely manatona Anao

Ry Jeso izay teraka androany

Fa tonga hanavotra anay Hianao

Ka faly izahay noho izany

Fiv : Mitehafa tanana

Dera no asandratra

Mihobia, mifalia

Fa Kristy Tompo teraka ho antsika.

Page 6: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

2. lzahay zazakely maniry izao

Ho tena sakaiza tokoa.

Ka avy izahay mba hanaraka Anao,

Ry Jeso Mpanjaka Tsitoha.

Mitehafa, sns...

3. Izahay zazakely mangataka Anao

Hamory ny zaza rehetra,

Fa be ny ankizy miandry Anao

Ho Tompon'ny tany rehetra.

Mitehafa, sns...

Le prix de la vérité

Paroles et musique : Pierre Lachat

Y'a pas de rose sans épines

Il n'y a pas d'océan sans vagues

La vérité n'est pas anodine

Combien il en faut, du courage !

Y'a pas de héros sans épreuves

Y'a pas de combat sans dommages

Y'a pas de moisson sans qu'il pleuve

Y'a pas de victoire sans courage

Je dirai non au compromis

Je n'accepterai pas la peur

J'ai rien à faire avec les menteurs

Si Dieu me veut pour son ami

Puisqu'il me dit qu'il me conduit

Puisqu'il m'a vu dans mon malheur

Page 7: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Je me battrai pour son honneur

Lui, il a bien donné sa vie !

Il n'y a pas de noix sans coquille

Il n'y a pas d'été sans orages

Ni de papillon sans chenille

Y'a pas de victoire sans courage

Y'a pas de Noël sans décembre

Y'a pas de Père sans le Fils

Y'a pas de bonheur sans attente

Y'a pas de paix sans sacrifice

[Refrain]

J'ignore ce qu'il va m'en coûter

J'ignore ce qu'il va se passer

Mais je dirai la vérité !

Ce que l'on sème, on le récolte

Les hommes droits seront bénis

Ils garderont la tête haute

Au fond de moi, je l'ai compris !

Et en décembre il y a Noël

Qui croit au Fils ira au ciel

Son sacrifice donne la paix

Par son courage, il l'a signée !

[Refrain]

Noël! Jésus est né

Noël! Jésus est né

La lumière a resplendi.

Noël ! Jésus est né,

Page 8: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

Dans les cieux, l'étoile luit.

Mages d'Orient,

Adorez l'enfant,

Car il vient du ciel,

Il est l'Eternel!

Chantons Noël.

Il est Emmanuel!

Dieu est venu parmi nous.

Chantons Noël, Noël,

Car Il vient nous sauver tous.

Car Emmanuel

Est venu du ciel

Pour nous racheter

Et nous délivrer

De nos péchés.

DERA HO ANAO

Dera ho Anao ry Tompo o ! Andriamanitray

Fa nomenao anay Mesia mpanjakanay

Mpamonjy ny olona ety, ‘zay mpanota ary koa very dia

Mba hiverin’indray… ao aminao

Koa mitsangana isika izao, handeha hihoby hoe :

Haleloia hosana ry Zanaky Davida,

Voninahitra anie ho anao, ry Mpanjaka sy Tompo tsy to,

He Hosana haleloia, mandrakizay.

Koa mitsangana isika izao, handeha hihoby hoe :

Haleloia hosana ry Zanaky Davida,

Voninahitra anie ho anao, ry Mpanjaka sy Tompo tsy to,

Page 9: 1-Arahaba ry Noelysekolyalahadymontpellier.com/Documents/noely_2_2017.pdf · Falifaly zany foko Miramirana ny saina F efa tojo ando soa isika velonaina. Efa tojo ando soa isika velonaina

He Hosana haleloia, mandrakizay.

He Hosana haleloia, mandrakizay.

Joie dans le monde, c’est noël, voici Emmanuel

Que chaque cœur lui fasse une demeure

Que le ciel et nature chante, (que) le ciel nature chante

Que le cieux, ciel et la nature chantent.

Joy to the world

The Lord is come

Let earth receive her King

Let every heart prepare Him room

And heaven and nature sing

And heaven and nature sing

And heaven and heaven and nature sing

Joie dans le monde

Le seigneur arrive

Laissez la terre acceuillir son Roi

Laissez chaque coeur lui préparer son royaume

Le cieux et la nature chantent

Le cieux et la nature chantent

Le cieux, le ciel et la nature chantent