a. .. ady amindny tsy fandriampahalemana ˘ ˆ% ˛% ˝˜˘ ˆ ......mbola variana nijery sikidy...

1
6 Lah 1016 Sabotsy 15 febroary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Efa miasa avokoa amin ’izao fotoana ireo laha- rana maitso iantsoana maimaimpoana ny poli- sim-pirenena dia ny ny la- harana maitso 147 sy 813 no antsoina, raha toa ka misy ny trangana fanara- raotana, na ny fampija- liana ankizy, na vehivavy eny anivon’ny fiaraha-mo- nina ary koa azo anga- lana torohevitra, raha toa ka misy ny olona mila izany. Nampahafantarina ireo ankizy nianatra eny amin’ny sekoly ambara- tonga faharoa ireo laha- rana ireo entina miaro azy ireo, raha toa ka sendra ny fanararaotana sy fam- pijaliana izy ireo, eo ihany koa ny fampahafantarana ny zony amin’ny maha ankizy azy. Laharana 017 indray kosa no antsoina raha misy ny trangana tsy fandriampa- halemana miseho eny anivon’ny fiaraha-monina. Tontosa tamin’ity herinan- dro ity ny fifanarahana fi- fanaovan-tsonia amin’iza- ny, teo amin’ny Polisim-pi- renena sy ny orinasam-pi- fandraisan-davitra Airtel, amin’ny famerenana ny laharana maitso 017 ho- entina miady sy miaro ny vahoaka amin’ny tran- gana tsy fandriampahale- mana. Anterina hatrany fa ireo Laharana voalaza etsy ambony ireo dia azo antsoina 24 ora amin’ny 24 ora no sady tsy misy sarany aloa. Ny fanamo- rana ny fifandraisana ta- haka izao dia fomba iray entin’ny Polisim-pirenena manakaiky ny vahoaka. Niaina Fanararaotana na fampijaliana Efa miasa avokoa ireo laharana maitso iantsoana ny polisy maimaimpoana Tontosa soa aman-tsara tamin’ity herinandro ity ny hetsika antsoina hoe : " Journée Caritative pour l'orphelinat de la gendar- merie", tany Arivoni- mamo, faritra Itasy, niara- hana tamin’ny Association A.M.I: Action et Mouve- ment International, sy ny Groupe Rapo Atlas ary ny solontena avy ao amin’ny Sombiniaina Comedy Club ( Raytra Belaw'yck. Nanolotra fanampiana ho an’ireo zaza kamboty za- naka zandary maty am- perinasa nandritra izany ireto fikambanana ireto. Ontsa dia ontsa ny fon’ ireo mpanome nandalo teny raha nahita ireo an- kizy kely sy tanora mbola eo am-panomanana ny ho aviny, nefa very dada sahady, nohon'ny fanom- poana sy fitiavan-tanin- drazana. Stefa AMI, Groupe Rapo Atlas, Sombiniaina Comedy Club Nanome fanampiana ireo zaza kamboty, zanaka zandary maty tam-perinasa Miezaka manampy ny va- hoaka amin’ny resaka so- sialy ny Tafika any amin’ ny faritra Menabe. Fiza- hana , fitsaboana ara-pa- hasalamana tsy andoa- vam-bola ary fanenta- nana amin'ny fanadio- vana sy fidiovana; tsy adino ihany koa ny fanen- tanana ny mponina amin' ny tokony hifanomezan- tanana amin'ny asa fam- pandriana fahalemana. Ireo no asa vitan'ny mia- ramila tany amin'iny ta- pany Atsimo iny, sy tany amin’ny distrikan'i Mian- drivazo, faritra Menabe, ankoatra ny asa fampan- driana fahalemana maha- zatra ahafantarana azy ireo. Niaina Faritra Menabe Manampy ny vahoaka eo amin’ny sehatra sosialy ny Tafika S.P.A.E.M. Mitaky ny fampiakarana 50000 Ar ny karaman’ny mpampianatra Ireo mpikambana ao amin’ny SPAEM. M angataka amin’ny mpitondra fanja- kana, mba hanon- drotra 50000 Ar ny kara- man’ny mpampianatra mpanabe rehetra, ny S.P.A.E.M: Syndicat du Personnel Administratif et Enseignant de Madagasi- kara. Io no nisongadina nandritra ny famelabela- rana narahina adi-hevitra, mikasika ny zo sy andrai- kitrin’ny mpiasa nataon’ny S.P.A.E.M, izay natao tetsy amin’ny Ministe- ran’ny Fanabeazam-pire- nena Anosy tamin’ity herinandro ity. Ankoatra izany, nilaza Andriamatoa Rakotonirina Justin, Filoha nasionalin’ny S.P.A.E.M, fa manohitra tanteraka ny “Affectation abusive” ataon’ireo tompon’andrai- kitry ny Cisco sy ny Dre- netep amin’ny mpampia- natra any amin’ny faritra izy ireo. Nanohy nana- zava ity Filohan’ny S.P.A.E.M ity fa tsy man- kasitraka ny fidirana re- saka Politika amin’ny asan’ny fanabeazana ny sendika satria tsy mam- pandroso ny tontolon’ny fampianarana eto Mada- gasikara izany. Mba ha- hafahana manatsara ny kalitaon’ny fanabeazana dia nilaza izy, fa mila am- pahafantarina ny mpa- nabe ny zony, mba haha- fahan’ity farany manatan- teraka ny andraikiny. An- koatra izany, nanohy na- nazava ity filohan’ny S.P.A.E.M ity, fa ma- nampy betsaka amin’ny fanoherana ny tsy fanara- han-dalàna ataon’ny le- hibe ny fahafantaran’ny mpampianatra ny zo sy ny andraikiny. Niforona ta- min’ny 20 Desambara 2019 ny S.P.A.E.M, ka ny fiarovana ny asa sy ny zon’ny mpiasan’ny Minis- teran’ny fanabeazana no tanjony. Andraikitry ny S.P.A.E.M. ihany koa ny ezaka fametrahana faha- marinan-toerana ny dinika sosialy eo amin’ny mpia- san’ny fanabeazana sy ny tompon’andraitra isan’ambaratongany. Franck Razakambelo Fitaovana ampiasain’ny polisy, handraisana ny antso maimaimpoana. Ny sasany amin’ireo zaza tezaina ao amin’ny fitaizana ny zaza kamboty, zanaka zandary maty am-perinasa any Arivonimamo, sy ireo mpanampy azy ireo. Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Dahalo miisa 11 azon’ny haraton’ny zandary Miezaka amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona any amin’ny distrikan’Antsalova, faritr’i Melaky. Noho izay antony izay, nisy ny vokatra tamin’izany, dahalo miisa 11 lahy, mitondra basy vita gasy 3 niaraka tamin’ny fanafody gasy, no tra-tehaky ny zandarimaria tao Ambalakazà kaomina Bekopaky, distrik’Antsalova, noho izay fiara- hany miasa tamin’ny fokonolona sy ny tsara sitrapo izay. Mbola taraiky tao an-trano izy ireto no tratra ny vela-pandriky ny mpitandro filaminana izao, satria mbola variana nijery sikidy niantso an'i dadarabe izy ireo. Ela vao tonga Ingahibe, ka ny zandary no tonga alohan'i dadarabe. Stefa Fanatanjahantena Vita ny kianja mitafo vaovao any Antsirabe Vita amin’izao fotoana izao ny kianja mitafo vaovao any Antsirabe, natao afak’omaly ny fandraisana ara-teknika izany. Ao Vatofotsy no misy ity kianja mitafo vaovao ity, izay ho tokanana tsy ho ela. Tamin’ny fitondran’ny fi- loha teo aloha Hery Rajaonarimampianina, no nanom- bohana nanamboarana izany foto-drafitrasa ara- panatanjahantena izany, nitohy ny asa tao aorian’izany, ka asa raha ho sahy hitokana izany ny Filoha Andry Rajoelina, izay efa zatra mpijapy train hoy ny fitene- nana, hitokana ny zava-bitan’ny hafa ? Dingana iray hampakarana avo ny lentan’ny fanatanjahantena any Antsirabe ny fahazoana ity Kianja mitafo ity. Lita Ilay kianja mitafo vaovao any Antsirabe. Solontenan’ny mponina, anisan’ny nahazo tohana ara-tsosialy tamin’ny Tafika Malagasy. Ireo jiolahy tratra tany Antsalova.

Upload: others

Post on 18-Mar-2021

3 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: A. .. Ady aminDny tsy fandriampahalemana ˘ ˆ% ˛% ˝˜˘ ˆ ......mbola variana nijery sikidy niantso an'i dadarabe izy ireo. Ela vao tonga Ingahibe, ka ny zandary no tonga alohan'i

6Lah 1016 Sabotsy 15 febroary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Efa miasa avokoa amin’izao fotoana ireo laha-rana maitso iantsoanamaimaimpoana ny poli-sim-pirenena dia ny ny la-harana maitso 147 sy 813no antsoina, raha toa kamisy ny trangana fanara-raotana, na ny fampija-liana ankizy, na vehivavyeny anivon’ny fiaraha-mo-nina ary koa azo anga-lana torohevitra, raha toaka misy ny olona milaizany. Nampahafantarinaireo ankizy nianatra enyamin’ny sekoly ambara-tonga faharoa ireo laha-rana ireo entina miaro azyireo, raha toa ka sendrany fanararaotana sy fam-

pijaliana izy ireo, eo ihanykoa ny fampahafantaranany zony amin’ny mahaankizy azy.

Laharana 017 indray kosano antsoina raha misy nytrangana tsy fandriampa-halemana miseho eny

anivon’ny fiaraha-monina.Tontosa tamin’ity herinan-dro ity ny fifanarahana fi-fanaovan-tsonia amin’iza-ny, teo amin’ny Polisim-pi-renena sy ny orinasam-pi-fandraisan-davitra Airtel,amin’ny famerenana nylaharana maitso 017 ho-entina miady sy miaro nyvahoaka amin’ny tran-gana tsy fandriampahale-mana. Anterina hatrany faireo Laharana voalazaetsy ambony ireo dia azoantsoina 24 ora amin’ny24 ora no sady tsy misysarany aloa. Ny fanamo-rana ny fifandraisana ta-haka izao dia fomba irayentin’ny Polisim-pirenenamanakaiky ny vahoaka.

Niaina

Fanararaotana na fampijaliana

Efa miasa avokoa ireo laharana maitso iantsoana ny polisy maimaimpoana

Tontosa soa aman-tsaratamin’ity herinandro ity nyhetsika antsoina hoe : "Journée Caritative pourl'orphelinat de la gendar-

merie", tany Arivoni-mamo, faritra Itasy, niara-hana tamin’ny AssociationA.M.I: Action et Mouve-ment International, sy ny

Groupe Rapo Atlas ary nysolontena avy ao amin’nySombiniaina ComedyClub ( Raytra Belaw'yck.Nanolotra fanampiana hoan’ireo zaza kamboty za-naka zandary maty am-perinasa nandritra izanyireto fikambanana ireto.Ontsa dia ontsa ny fon’ireo mpanome nandaloteny raha nahita ireo an-kizy kely sy tanora mbolaeo am-panomanana nyho aviny, nefa very dadasahady, nohon'ny fanom-poana sy fitiavan-tanin-drazana.

Stefa

AMI, Groupe Rapo Atlas, Sombiniaina Comedy Club

Nanome fanampiana ireo zaza kamboty, zanakazandary maty tam-perinasa

Miezaka manampy ny va-hoaka amin’ny resaka so-sialy ny Tafika any amin’ny faritra Menabe. Fiza-hana , fitsaboana ara-pa-hasalamana tsy andoa-vam-bola ary fanenta-nana amin'ny fanadio-vana sy fidiovana; tsyadino ihany koa ny fanen-tanana ny mponina amin'ny tokony hifanomezan-tanana amin'ny asa fam-pandriana fahalemana.Ireo no asa vitan'ny mia-ramila tany amin'iny ta-pany Atsimo iny, sy tanyamin’ny distrikan'i Mian-

drivazo, faritra Menabe,ankoatra ny asa fampan-driana fahalemana maha-

zatra ahafantarana azyireo.

Niaina

Faritra Menabe

Manampy ny vahoaka eo amin’ny sehatra sosialyny Tafika

S.P.A.E.M.

Mitaky ny fampiakarana 50000 Ar ny karaman’ny

mpampianatra

Ireo mpikambana ao amin’ny SPAEM.

Mangataka amin’nympitondra fanja-kana, mba hanon-

drotra 50000 Ar ny kara-man’ny mpampianatrampanabe rehetra, nyS.P.A.E.M: Syndicat duPersonnel Administratif etEnseignant de Madagasi-kara. Io no nisongadinanandritra ny famelabela-rana narahina adi-hevitra,mikasika ny zo sy andrai-kitrin’ny mpiasa nataon’nyS.P.A.E.M, izay nataotetsy amin’ny Ministe-ran’ny Fanabeazam-pire-nena Anosy tamin’ityherinandro ity. Ankoatraizany, nilaza AndriamatoaRakotonirina Justin, Filohanasionalin’ny S.P.A.E.M,fa manohitra tanteraka ny“Affectation abusive”ataon’ireo tompon’andrai-kitry ny Cisco sy ny Dre-netep amin’ny mpampia-natra any amin’ny faritraizy ireo. Nanohy nana-zava ity Filohan’nyS.P.A.E.M ity fa tsy man-kasitraka ny fidirana re-saka Polit ika amin’ny

asan’ny fanabeazana nysendika satria tsy mam-pandroso ny tontolon’nyfampianarana eto Mada-gasikara izany. Mba ha-hafahana manatsara nykalitaon’ny fanabeazanadia nilaza izy, fa mila am-pahafantarina ny mpa-nabe ny zony, mba haha-fahan’ity farany manatan-teraka ny andraikiny. An-

koatra izany, nanohy na-nazava ity f i lohan’nyS.P.A.E.M ity, fa ma-nampy betsaka amin’nyfanoherana ny tsy fanara-han-dalàna ataon’ny le-hibe ny fahafantaran’nympampianatra ny zo syny andraikiny. Niforona ta-min’ny 20 Desambara2019 ny S.P.A.E.M, ka nyfiarovana ny asa sy ny

zon’ny mpiasan’ny Minis-teran’ny fanabeazana notanjony. Andraikitry nyS.P.A.E.M. ihany koa nyezaka fametrahana faha-marinan-toerana ny dinikasosialy eo amin’ny mpia-san’ny fanabeazana sy nyt o m p o n ’ a n d r a i t r aisan’ambaratongany.

Franck Razakambelo

Fitaovana ampiasain’ny polisy, handraisana ny antso maimaimpoana.

Ny sasany amin’ireo zaza tezaina ao amin’ny fitaizana ny zazakamboty, zanaka zandary maty am-perinasa any Arivonimamo,

sy ireo mpanampy azy ireo.

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana

Dahalo miisa 11 azon’ny haraton’nyzandary

Miezaka amin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemanany mpitandro filaminana sy ny fokonolona any amin’nydistrikan’Antsalova, faritr’i Melaky. Noho izay antonyizay, nisy ny vokatra tamin’izany, dahalo miisa 11 lahy,mitondra basy vita gasy 3 niaraka tamin’ny fanafodygasy, no tra-tehaky ny zandarimaria tao Ambalakazàkaomina Bekopaky, distrik’Antsalova, noho izay fiara-hany miasa tamin’ny fokonolona sy ny tsara sitrapoizay. Mbola taraiky tao an-trano izy ireto no tratra nyvela-pandriky ny mpitandro filaminana izao, satriambola variana nijery sikidy niantso an'i dadarabe izyireo. Ela vao tonga Ingahibe, ka ny zandary no tongaalohan'i dadarabe.

Stefa

Fanatanjahantena

Vita ny kianja mitafo vaovao anyAntsirabeVita amin’izao fotoana izao ny kianja mitafo vaovao anyAntsirabe, natao afak’omaly ny fandraisana ara-teknikaizany. Ao Vatofotsy no misy ity kianja mitafo vaovao ity,izay ho tokanana tsy ho ela. Tamin’ny fitondran’ny fi-loha teo aloha Hery Rajaonarimampianina, no nanom-bohana nanamboarana izany foto-drafitrasa ara-panatanjahantena izany, nitohy ny asa tao aorian’izany,ka asa raha ho sahy hitokana izany ny Filoha AndryRajoelina, izay efa zatra mpijapy train hoy ny fitene-nana, hitokana ny zava-bitan’ny hafa ? Dingana irayhampakarana avo ny lentan’ny fanatanjahantena anyAntsirabe ny fahazoana ity Kianja mitafo ity.

Lita

Ilay kianja mitafo vaovao any Antsirabe.

Solontenan’ny mponina, anisan’ny nahazo tohana ara-tsosialytamin’ny Tafika Malagasy.

Ireo jiolahy tratra tany Antsalova.